«AiKo» Raitra

«AiKo» Raitra

Share

Fais de ton mieux Dieu en fera le reste 💟

21/01/2026

hello hello hello 🥰

jereonareo 🤩🤩
😍tonga ndray anayyy😁
🗣️aninona??😇
😍Hitondra zavatra mahafinaritraaaa🙂😁😅

Iza daholo zao nanao anle feo tao namaky an'io?🤣🤣

13/10/2025

Bonne Journée🥰

10/06/2025

Ndrie le mba hanao surprise amin'ny fête des pères kay nifanena teny amin'ny Suprême izy sy iry tonton nampividianana ilay mahaory azy ato an-tanàna ato 🤣
De inona moa fa tonga de efa any an-tanany any ilay izy e🤣waine ndrie,🤣

27/05/2025

"Car si ces choses sont en vous,et y abondent, elles ne vous laisseront ni oisifs ,ni stériles dans la connaissance de notre Seigneur Jésus Christ "
2 Pierre 1:8

Photos from «AiKo» Raitra's post 25/05/2025

Bonne fête les mamans ❤️ celles qui portent le plus beau rôle du monde❤️
On porte des vies,des rêves,des prières
On guérit avec un câlin,on console avec une parole
On engueule avec amour😅

Mirary tombon'andro bediabe sy fahasalamana ho antsika reny rehetra❤️hahafahana manatanteraka ireo adidy amin'ny manodidina antsika rehetra,indrindra ny amin'ireo sombiniantsika mamy loatra ireo❤️
Mafy isika e❤️tena mafy💪

Mirary soa manokana ho an'ireo reny sady dada no neny🥺❤️ho tahiana manokana ianareo❤️ianareo no tena Mafy💪❤️🌹

Manaova fety sambatra daholo❤️🎉

Ohatrany hoe mampite hamoaka vidéo be zany ity andro ity🤣

24/05/2025

Bonjour 🥰❤️
Ary raha izara astuces aloha no ataotsika mandram-pivoakan'ny arrivage😅
Mety ve 😊!?
Partageo max fa betsaka ny mahasoa sy ny mahafinaritra hozarainay ho anareo🤞❤️

24/05/2025

"Un seul d'entre vous en poursuit mille , car l'Éternel votre Dieu est celui qui combat pour vous , comme il vous l'a dit ."
Josué 23:10

Mirary tontolo andro mamy be sy feno fahombiazana ho anareo❤️

23/05/2025

"Si nous confessons nos péchés, Dieu est fidèle et juste pour nous pardonner nos péchés et nous purifier de toute iniquité."
1 Jean 1:9
Bonne journée ❤️

22/05/2025

"Si je marche au milieu de l'adversité ,tu me rendras la vie ; tu étendras ta main contre la colère de mes ennemis , et ta droite me délivrera ."
Psaumes 138:7

Bonne journée ❤️

21/05/2025

Hello 🥰
Elaela izay
Nous sommes de retour ❤️
Mbola ao daholo ve ianareo😊
Nitombo anie ny équipe e🥰
Miomana ary fa hahita zava-baovao tsara be ianareo ato amin'ny page

Want your business to be the top-listed Clothing Store in Ambohimandroso?
Click here to claim your Sponsored Listing.

Telephone

Address

Ambohimandroso
Ambohimandroso