COURS IDEAL PLUS
Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from COURS IDEAL PLUS, Education, Lot III K 17 TER Andavamamba Anjezika II, Antananarivo.
18/05/2026
🎯RÉVISION INTENSIVE BEPC - BACC🎯
Fotoana iray hanomezenay anao ny résumé ny Lesona rehetra nandritran'ny taom-pianarana ity RÉVISION INTENSIVE ity.
Hi-traite Sujet type isan-karazany isika mandritran'io RÉVISION INTENSIVE io ary Hi-traite ireo sujet BEPC na BACC efa nisy tany aloha. (Hanome technique fakana point malaky)
Alefanay aloha be ny révision anay satria mbola hisy renforcement atao ho an'ireo ankizy FAIBLE avy any amin'ny sekoly hafa ka ho tonga ato aminay (Omenay ny fomba fitadidina lesona, sns...)
⚠️VOAFETRA NY TOERANA FA MISORATÀ ANARANA DIENY IZAO
Inona no fotoana mampalalaka anao?
👉 Toute la journée (Maraina sy hariva)
👉 Demi-journée (Maraina na hariva)
👉 Spécial Samedi (tontolon'ny andro)
🗓️Date:
08 Juin - 10 Juillet 2026
☎️ Contact:
034 80 457 37 - 038 78 186 21
📍Lieu:
_ANDAVAMAMBA à côté de l'arrêt Bus Faneva.
_ITAOSY près de l'arrêt Bus Dalle.
Nb:
Afaka tsy manao toutes matières na matières de base fa izay matière tsy voafehinao ihany no hatrehinao ka 3000Ar par séance no aloa amin'izay.
"Ny fahombiazanao no tarigetranay"
COURS IDEAL PLUS
Click here to claim your Sponsored Listing.
Category
Contact the university
Telephone
Website
Address
Antananarivo
101