Ecole Privée LE Rocher

Ecole Privée  LE Rocher

Share

ECOLE PRIVEE LE ROCHER

11/02/2026

Ry Ray aman-dreny hajaina, miverina mianatra ny Mpianatra rahampitso
12 Février 2026
Misaotra tompoko
La Direction

14/10/2025

Hatramin'ny 12 ora atoandro avy eo ny fahafahantsika mifidy azy Telo vavy solotenan'i Madagasikara amin'ny Our Generation 2025 🇲🇬

Ity ny rohy : https://datavote.ru/signup/v9/071025/?lang=en

Firenena Telo no tsy maintsy fidiana , izany hoe roa ankoatra an'i Madagasikara (I Madagasikara no fidiana voalohany) izay vao validé ny "vote" ☺️

Ny fizaranao an'ity fanentanana ity dia efa fanampiana be ho azy ireo ☺️

Tohano ny Antsika e 🇲🇬

Want your school to be the top-listed School/college in Ampitatafika?
Click here to claim your Sponsored Listing.

Category

Telephone

Website

Address

Andrefambohitra
Ampitatafika
102