T.N. Firm
Entreprise de formation sur l'entrepreneuriat, éducation financière, éducation Émotionnelle et sur le succès
29/01/2025
❌❌❌1.320.000.000.000Ar ❌❌❌
Io ny vola lanin'ny olona teto Madagascar t@ resaka CONNEXION INTERNET 🛜 tamin'iny Taona 2024 iny.
Tafiakatra 300.000TO ny dépenses 2024( orange, Telma, Airtel)
4.400Ar ny 1GO eto , izay no nazahoany an'io chiffres total io.
❌❌❌❌720.000Ar❌❌❌❌
Ny vola laninao Anaty Taona 1 raha toa ka mamoaka 2.000Ar isan'andro enao.
Tafiakatra 1.400.000Ar io raha 4.000Ar isan'andro.
Anaty 10taona izay, tafiakatra 7.200.000Ar minimum.
Betsaka no mimenomenona TSISY ASA!
Nefa en ligne 24h/24.
Avy Aiza zany Ilay vola hividianana connexion ?!
Avy ?!
Dia nanaovana inona anefa Ilay connexion ?!
👉👉👉MILA TONGA SAINA ISIKA!
7.200.000Ar zany tompoko tena Mahavita miompy ankoho Manatody lava 170têtes....
Mety Afaka ahodina Dia hanaovana vente...
Mahavita orin'asa zany na kelikely Ary....
👉👉👉TONGAVA SAINA RY TANORA NAMAKO
👉👉👉ILAINA NY CONNEXION RAHA MIASA ENAO(E-COMMERCE, VENTE EN LIGNE, SNS)
FA ENAO VE ILAY MPANDANY FOTSINY SA ILAY MAMPIASA MAHAZO TOMBONY ?!!
.N.Firm
25/01/2025
L'essentiel n'est pas de vivre, c'est d'avoir une raison de vivre.
Mametraha tanjona!
Ny tanjonao no hanome lanjan'ny fiainanao ✍️
Raha tsisy tanjona ISIKA dia toy ny zava-manan'aina hafa rehetra ihany 💪
Io tanjona apetrakao io no ho jiro hanazava, ho fitarikandro ny lalanao ka hampisy lanja izany 😉
Ny fahasambarana goavana indrindra hananantsika olombelona dia ny fahavitana zavatra iray (accompagnement de soi)
Ny fametrahana tanjona no dingana voalohany mitondra ho amin'izay 🙏
Ny tanjoko no Maha izy azy ny fiainako 💸😊🏆
"Izay ataoko, mety daholo"
Click here to claim your Sponsored Listing.
Category
Telephone
Website
Address
Analakely
101