Lamaody ny Rasoa
Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Lamaody ny Rasoa, Antananarivo.
π²π¬π€TOA LAFO BE?
Matetika isika mpanjifa dia miteny an io foana, na hoe tsy aleo manao any an-trano? Tsy aleo mankany ampotony, tsy aleo izao....
Ny orinasa iray, ny mpivarotra iray, ny mpandraharaha iray,...matoa mivarotra dia mila tombony izy.
1) Ny tombony dia ilay ambiny anesorana ny depenses rehetra.
2) Ny "depenses/charges":
- matière premieres
- ny karaman'ny mpiasa
- rondoha nolaniana tamin'ny nananganana azy
- ny fitaovana rehetra
- ny hofantrano
- jiro sy rano
- fotoana
- internet/appel
-....hafa
Raha mahavoavaly ireo izay vao mamoaka vidiny hamarotany azy izy. Fa tsy hoe misy olona mivarotra 25.000ar ohatra dia hoe tsy aleo any an-trano satria mahavita izao kg izany. Dia avereno kajiana ireo ambony ireo.
Aoka izay ilay fanambaniana fidirambolan'olona, aoka izay ilay toetsaina famotehana asan'olona. Torohevitra sy tsikera hampandroso no tokony atao fa tsy faly hanalabaraka olona etsy sy eroa sy miseho milaza fa mahavita nefa tsy mahatsangana na mpiasa iray aza.
Matoa lafo aminao, dia mety tsy ianao no "cible"
βοΈ Malagasy ve ianao
18/08/2025
IZA ILAY MAHALALA NY AO???
Ny KALITAO efa tsy hazavaina an'izay EFA nanjifa π₯°π
VITSIVITSY SISA zareo a! π₯°π
π Raha te hanana Ilay cartable tsy mety Simba an-taonany maro π₯°π
π ATAOVY NY SAFIDY ... π₯°π
π Prix cadeau bΓ© hatrany β€οΈ
Misaotra izay efa nanjifa rehetra βΊοΈ tianay bΓ© ianareo π₯°ππ«Ά
Click here to claim your Sponsored Listing.
Website
Address
Opening Hours
| Monday | 06:00 - 16:00 |
| Tuesday | 06:00 - 16:00 |
| Wednesday | 06:00 - 16:00 |
| Thursday | 06:00 - 16:00 |
| Friday | 06:00 - 16:00 |
| Saturday | 06:00 - 12:00 |