Open Circulation

Open Circulation

Share

The hottest Kickstarter crowdfunding projects, curated. Like the page to get updates on trending new projects so you can snag the early bird rewards!

13/12/2024

📣​Ho anareo mpitaiza FORD Ranger
✔ Fantaro fa afaka jifainao ato aminay ireo piùces isan-karazany ho an’ny Ranger T6 , T7, T8, ary T9.

Tongava ety amin’ny MATEZ'AUTO Ambalavao Isotry akaikin’ny Assurance MAMA 📍 na mandefasa MP amin’ny pejy.

02/12/2024

Ho antsika mila jiro vaovao ho an’ny fiara😉

Natao ho anao ny marika OSRAM : ampoules manarapenitra, mazava tsara ary mateza

📍 Tongava ary ety amin’ny MATEZ'AUTO Ambalavao Isotry akaikin’ny Assurance MAMA, na anontanio amin’ny MP ny rĂ©fĂ©rence ilainao.

29/11/2024

Raha tsy maintsy hanolo courroie CrantĂ©e ihany, tsy aleo ve atao amin’ilay tsara indrindra ?

đŸš©Safidio ary ny courroies BOSCH, efa tsy miafina amintsika intsony ny lazany.

📍 Tongava ary ety amin’ny MATEZ'AUTO Ambalavao Isotry akaikin’ny Assurance MAMA, na anontanio amin’ny MP ny rĂ©fĂ©rence ilainao.

18/11/2024

Ho antsika mila pneus vaovao ho an’ny Camionnettes sy Fourgon,
Misy rĂ©fĂ©rence isankarazany ato aminay😊

Hitanao ety amin’ny Matez’auto Isotry đŸš©

Want your business to be the top-listed Equipment Service in Antananarivo?
Click here to claim your Sponsored Listing.

Telephone

Website

Address

Ambalavao Isotry Lot IF 11
Antananarivo
101

Opening Hours

Monday 07:30 - 17:00
Tuesday 07:30 - 17:00
Wednesday 07:30 - 17:00
Thursday 07:30 - 17:00
Friday 07:30 - 17:00
Saturday 07:30 - 15:00