Appetizing
👋 ☺Tongasoa ianareo, vonona izahay handray ny commande nareo am-pifaliana ☺👋 Disponible que seulement à Tanà pour le moment 😊
29/07/2024
Salama daholo isika rehetra 🌹👋
Fanombohana herinandro vaovao indray anio ka dia manolotra anareo zava baovao indray ny page androany
Cookies indray no arosoko anareo @ izao Alatsinainy izao 🥰😋
Afaka atao sakafo maraina tsara arahana miaraka thé na café na ronono ihany koa 🤤🤤☺☺
Afaka atao gouté tsara ihany koa anefa na ho an'ny ankizy ary na ho an'isika olondehibe, tsy anenanareo mihitsy manjifa ato @ nay 😍😍😍
Cookies 1 sachet de 4 = 2500Ar 😉☺
MP hatrany na afaka Tonga dia miantso ny laharana 038 84 402 81 😁😁
Livraison en Sus
Commande 1J avant
Seulement à Tanà
Bonne et merveilleuse journée à tous ✨🔥
Click here to claim your Sponsored Listing.