Feeling voyage Rn4
Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Feeling voyage Rn4, Car rental, Antananarivo.
13/12/2025
๐๐
โจ Cโest bientรดt Noรซl ! โจ๐
Voyagez lโesprit tranquille pendant les fรชtes.
๐ Rรฉservez dรจs maintenant votre place.
๐ Dรฉpart Antananarivo
๐
Dimanche & Mercredi
๐ Dรฉpart Mahajanga
๐
Lundi & Jeudi
๐ Rรฉservations :
๐ฑ 034 04 335 17
๐ฑ 037 50 660 25
Magistral Transport --- L'excellence sur la route ๐ฅ
27/10/2025
โจ๐ซถ
Magistral Transport ๐ฅ๐ฅ
Mialatsiny @ tompony ๐
07/03/2025
23/12/2024
โผ๏ธ๐ ๐๐๐จ๐๐๐ค๐๐ฃ๐ ๐ก๐ค๐ฏ๐๐ข-๐ฅ๐๐๐๐ข๐ค๐๐ซ๐ค๐๐ฏ๐๐ฃ๐ ๐ฉ๐๐ฃ๐ฎ ๐๐ข๐๐ฃโ๐ฃ๐ฎ #๐๐4 ๐ฉ๐๐ค ๐๐ข๐๐ฃโ๐ฃ๐ฎ ๐๐ 288+800 ๐ผ๐ข๐๐๐ซ๐๐๐๐๐๐ฉ๐๐ฃ๐ฎ ๐๐ค๐ ๐ค๐ฃ๐ฉ๐๐ฃ๐ฎ #๐ผ๐ฃ๐ฉ๐๐ฃ๐๐ข๐๐๐ง๐ฎ ๐พ๐ ๐ฟ๐๐จ๐ฉ๐ง๐๐ ๐๐ฃโ๐ #๐๐๐๐ซ๐๐ฉ๐๐ฃ๐๐ฃ๐ ๐ค๐ข๐๐ก๐ฎ.
โ๏ธFiara sprinter an'ny kaoperativa niainga avy aty Antananarivo hihazo anโi Mahajanga no izao nieran-doza ity.
โ๏ธRaha ny vaovao voaray dia nandeha mafy loatra ka nivadibadika teny andalana taorian'ny fivakisan'ny kodiarana amin'ny hilany havanana aoriana ka nitodidoha tamin'ny lalana niaviany indray vao tafajanona ity fiara ity.
โ๏ธZaza iray 9 taona no maty ary 07 kosa maratra mafy efa manaraka fitsaboana eny amin'ny CHRR Maevatanana avokoa izireo .
19/12/2024
Magistral Transport & 's
๐ฅ๐ฅ๐ฅ
Abonnez vous
07/11/2024
Abonnez vous ๐ฅ
02/11/2024
Efa manana ny page ny Magistral transport ka manasa anareo hiabonnรฉ ny pageny io ambany io ny lien โบ๏ธ
https://www.facebook.com/profile.php?id=61568067652523&mibextid=ZbWKwL
18/10/2024
ABONNEZ VOUS ๐ฅ๐ฅ๐ฅ๐ฅ
09/10/2024
Vaovao mampalahelo.
Mpamily fiara be nodimandry teo am-patoriana, tao anaty fiara nentiny ihany, omaly vao mangiran-dratsy, teny amin'ny RN4, teo Antanimbary Maevatanร na.
Niara-natory izy sy ny vadiny.
Sahabo tamin'ny 4 ora maraina, akory ny hatairan'ny vadiny, nahita fa, tsy mihetsika intsony izy.
Niantso ireo manodidina izy ary indrisy, hoy ireo nanatri-maso fa, vatana tsisy aina intsony.
Niala avy any Mahajanga, ny sabotsy teo izy mivady ireo. Nitondra voanjo haterina any Toamasina.
Nisy ilay fahatapahan-dalana iny moa teny amin'ny RN4 ka alatsinainy hariva zareo vao nigadona teo Antanimbary.
Nisakafo tao amina hotely ary natory.
Saika hoe, omaly maraina vao hanohy ny dia. Kanjo, izao zava-nisy mampalahelo izao.
Nentina any Ambilobe, toerana fiaviany, ny vata mangatsiakan'ity mampily, 39 taona ity.
Skispass Atm
๐ฅ๐ฅ๐ฅ
Et
๐ฅ๐ฅ
Caravane matsiro be ๐ฅ๐ฅ
Abonnez vous ๐
06/10/2024
RN4
TETEZANA EO BERIVOTRA PK 520+750
Vita soamantsara ny fametahana azy ary efa misokatra ny maraina teo ny lalana.
Misaotra an'ireo niara nisalahy ๐
Click here to claim your Sponsored Listing.