Chinese Hamburger Parc
Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Chinese Hamburger Parc, Digital creator, Imeritsiatosika, Arivonimamo.
Shop Annexe Chinese Parc❤
Alefaso ary ny commande oo
tel:0349856047
🥰💗tongava fa raisinay ampitiavana bé ianareo ann 🤗😘😘
Mention spéciale à mes nouveaux(elles) super fans ! Aina Christian
coucou🥰🥰🥰akaiky n'y fety a☺️aza mandeha alavitra intsony fa eto izahay vonona handray anareo❤️
🔴Fonenana Imerintsiatosika n'y misy anay ann 😊zany oe 5km miala eo imerintsiatosika ,,otrany andeha hoany arivonimamo iny ehh😊🤗
Afaka miditra mp ra mila fanampimpanazavana na miantso☺️🥰😘
☎️033 36 288 88
30/03/2026
Hoantsika sekoly,,,vonona n'y hitondra n'y ankizy hiala sasatra Kely,,tongava ary fa vonona n'y handray antsika rehetra izahay eh☺️☺️🥰
coucou🥰
🔴🔴filazana ho antsika mpanjifa😊
Nohon'ny fiakarany vidiny entana dia misy fiakarany 10%ny sakafo ato hamburger parc,manomboka n'y 1avril2026!!!
Misaotra Tompoko😊
Tongava maro ary fa ho afampo nareo ee❤❤,oento famille🫰🫰
Toerana malalaka tsara😊
Kilalao
Chambre
Piscine
Peche
H!!!!i🤗🤗,faly mandray anareo fona zahay oo🥰♥️♥️
19/11/2025
Ny ato Chinese Hamburger Parc de maro n'y activité azo atao nie ee🥰😀😀
aza adino fa efa misy piscine iany koa aann😚😘
😉tongava maro ary ooo😉
18/11/2025
tongava fa mahafinaritra be anie aty amnay ee👍🥰🥰
Click here to claim your Sponsored Listing.
Category
Website
Address
Arivonimamo