DS-MultiShop

DS-MultiShop

Share

Bienvenue chez "DS-MultiShop" - le boutique en ligne qui rรฉunit tous vos besoins !

23/02/2026

Zavatra kely be nefa mety hampiavaka anao amin'ny maro ๐Ÿ’– Tsotra nefa hanova tanteraka ny paozinao amin'io 8 Mars hoavy io ๐Ÿ˜

PINCE ร€ CHEVEUX : kanto, mendrika sy bikana ary mitazona volo tsara ๐Ÿฅฐ

"Mandritra ny fety, aoka ianao ho ilay vehivavy misongadina indrindra ๐Ÿ™‹๐Ÿผโ€โ™€

๐Ÿ‘‰ Jereo ao amin'ny sary ny maodely tianao de manaova komandy sahady mba hamiratra tsara ny volonao amin'ny fankalazana iraisam-pirenena ny fetin'ny vehivavy io ๐Ÿ’•

๐Ÿ“ฉ Commandez en ๐Œ๐ฉ / โ˜Ž ๐ŸŽ๐Ÿ‘๐Ÿ๐Ÿ”๐Ÿ’๐Ÿ•๐Ÿ•๐Ÿ’๐Ÿ“๐Ÿ‘
๐Ÿ›ต Livraison ๐Ÿ.๐ŸŽ๐ŸŽ๐ŸŽ๐€๐ซ

Photos from DS-MultiShop's post 10/02/2026

๐Ÿ’Žโ€œTena maharitra marina ve izty, sao dia ho simba haingana na hiova loko?โ€ ๐Ÿค” Maro no misalasala rehefa hividy montre satria matahotra ny hoe:

โŒ Mety harafesina
โŒ Hiova ny lokony
โŒ Tsy haharitra

Manome toky ianao izahay fa ny montre ato aminay dia:
โœ”๏ธ Vita aminโ€™ny acier inoxydable
โœ”๏ธ Mitazona ny famirapiratany
โœ”๏ธ Maharitra na ampiasaina isanโ€™andro aza
โœ”๏ธ Kanto nefa matanjaka be

๐Ÿ’Ž Tantara marina avy taminโ€™ny mpanjifa tato aminay no asehoko kely ho porofo ho anao androany: "Hatramin'ny nahazoako anโ€™ity montre ity dia tena niova ny fijeriko ny ny MONTRE INOXYDABLEโ€ฆโ€ ๐Ÿ’•โœจ

Izay no hafatra nalefanโ€™i Mialy, 23 taona, rehefa nahazo montre inoxydable ho cadeau tato aminay ๐ŸŽ

Talohanโ€™izay dia natetika nahazo montre nolazaina fa hoe Inoxydable ny tenako nefa vetivety dia simba sy "Mihรดfo" ka lasa nampiasa "Tรฉlรฉphone
" fona hono izy raha ijery ora (heur)โ€ฆ

Ankehitriny kosa ๐Ÿ‘‡
โœจ Efa 2 taona ny nampiasany montre tato aminay nefa mbola tsy misy fihovana na kely aza.
โœจ Mahatsiaro tena ho "Confiante sy Stylรฉe" hono izy rah miseho "en public".
โœจ Mahazo compliment isaky ny mivoaka
โœจTsy mivakiloha ijery tรฉlรฉphone intsony anivon'olo maro ka ho ravain'olo.

Ka hoy zahay hoe: Tsy montre tsotra anie izy ity eโ€ฆ
โœ”๏ธ Manampy sanjy nao mba ho "ร‰lรฉgante sy Stylรฉe"
โœ”๏ธ Mety aminโ€™ny vehivavy tanora sy reny
โœ”๏ธ Maharitra, tsy mety harafesina
โœ”๏ธ Fanomezana lavorary ho anโ€™ny 14 Fรฉvrier ๐Ÿ’

Aminโ€™ity Saint Valentin ity dia mba omeo zavatra miavaka kely izay tsy ho adino mandrakizay ary mety atao isananadro ny olontianaoโ€ฆโค๏ธ

๐Ÿ‘‰ Alefaso ny message MP na APPEL nao dieny izao sao dia tara fa vitsy kely izy ato! Voafetra ny stock ntsika!

๐Ÿ“ฉ ๐‚๐จ๐ฆ๐ฆ๐š๐ง๐๐ž๐ณ ๐ž๐ง ๐Œ๐ฉ ๐จ๐ฎ ๐ŸŽ๐Ÿ‘๐Ÿ๐Ÿ”๐Ÿ’๐Ÿ•๐Ÿ•๐Ÿ’๐Ÿ“๐Ÿ‘
๐Ÿ›ต ๐‹๐ข๐ฏ๐ซ๐š๐ข๐ฌ๐จ๐ง 2.000Ar ๐Ÿ˜ฑ

Want your business to be the top-listed Clothing Store in Diego?
Click here to claim your Sponsored Listing.

Website

Address


Diego
201

Opening Hours

Monday 08:00 - 18:00
Tuesday 08:00 - 18:00
Wednesday 08:00 - 18:00
Thursday 08:00 - 18:00
Friday 08:00 - 18:00
Saturday 08:00 - 18:00