Rado Patrick
Tsy Tanjona ny ho deputé fa dingana tsimaintsy lalovana mba ahafahana mitondra ny hetahetambakoaka.
20/04/2026
IZAY MITAZONA AN'I RIJA SY CARINE NO TENA EKIPAN'I RAJOELINA SY FORONGONY. JEREO NY SARY NANAOVAN-DRAJOELINA SY NY FORONGONY AZY TAMIN'NY HETSIKA 25 SEPTEMBRE.AVOAHY NY TANORA MIJORO AMIN'NY FOTO-KEVINY.
18/04/2026
TOLIARA
Andriamatoa Mickaël RANDRIANIRINA FILOHAN'NY FANAVAOZANA NY REPOBLIKA sy Ramatoa Lily Rafaralahy minisitry ny FIZAHANTANY SY NY ASA TÀNANA dia tongava nanome voninahitra ny fizarana mari-pihofanana hoan'ireo mpanao asa-tanana miisa 60 , fihofanana manodina ny fako ho lasa asa-tanana azo amidy moa no narahin'ireto olona ireto izay niarahana tamin'ny MINISTERAN'NY FIZAHANTANY SY NY ASA TÀNANA,ONG WELTHUNGERHILFE sy ny CENAM.
Tsy izany ihany fa Trano fandraisam-bahiny 15 ihany koa no notolorana taratasy fahazoan-dalana hisehatra amin'ny MTA, Izany no natao dia mba hidiran'ireo mpisehatra amin'ny ara-dalana.
04/08/2025
ZARAZARAO FA MAHASOA.
Ny prostate dia tsy aretina tompoko fa taova ao am lehilahy , misy prostate koa ny vehivavy an!
PROSTATITE le aretina mahazo azy na cancer de prostate .
Ny voamboatavo na voan'ny courgettes sy ity zavamaitso ity no tena efficace hoy ny maro amin'ny traitement. Zarazarao mba ho hitan'ny hafa.
Click here to claim your Sponsored Listing.