StratX Solutions

StratX Solutions

Share

🎯Stratégies digitales et solutions business
🎯Tetikady dizitaly sy vahaolana ara-barotra

26/02/2024

T'inquiete pas, si t'as pas encore trouvé ton âme sœur même les gens mariés cherchent encore
vive l célibat 😂

Photos from StratX Solutions's post 13/11/2023

HAFATRA :

Hoy ilay manampahendrena manao hoe :

"Aza kivy anao amin'ny kintana iray very teo ampelatananao. Satria ny lanitra dia feno kintana avokoa.

Ka raha sanatria tsy misy ho anjaranao amin'izy ireny (kintana eny andanitra). Dia iza no mahalala sao dia ny volana mihitsy no nomena ho anjaranao".

FANAZAVANA : Aza malahelo amin'izay zavatra kely very teo am-pelatananao, fa mety misy lehibe sy tsaratsaran'izany no nomanin'i Allah ho anao.

Minoa azy fa tsy ho very velively izay manampinoana.

✍️Ahmed MichaelAhmed Michael - OfisialyOfisialy

12/11/2023

💛🖤🤎🧡🌹

Want your business to be the top-listed Advertising & Marketing Company in Fianarantsoa?
Click here to claim your Sponsored Listing.

Website

Address

Fianarantsoa