DOCU PACES

DOCU PACES

Share

Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from DOCU PACES, Shopping & retail, UNIVERSITร‰ d'ANDRAINJATO, Fianarantsoa.

22/04/2026

๐——๐—œ๐——๐—ฌ ๐—™๐—ข๐—Ÿ๐—ข๐—ก'๐—ก๐—ฌ ๐—™๐—œ๐—”๐—ก๐—”๐—ฅ๐—”๐—ก๐—” ๐—ฃ๐—”๐—–๐—˜๐—ฆ

1๏ธโƒฃMILA FAHAVONONANA

2๏ธโƒฃMILA MAZOTO MIANATRA LESONA

3๏ธโƒฃMILA VONONA HIARI-TORY

4๏ธโƒฃMILA MAHAFOHA MARAINA MANENJIKA PLACE

5๏ธโƒฃMILA AJANONA IREO FIALAMBOLY NAHAZATRA TALOHA

6๏ธโƒฃMILA TSY MARO NAMANA FA TSY TSARA MANANA NAMANA BETSAKA NY MIATRIKA CONCOURS

7๏ธโƒฃ MILA ZATRA MAHITA QCM SY IREO SUJET TANY ALOHA (๐— ๐—ถ๐˜€๐˜† ๐—ฎ๐˜๐—ผ ๐—ฎ๐—บ๐—ถ๐—ป๐—ฎ๐˜†)
https://www.facebook.com/100082971920672/posts/852262187549504/

8๏ธโƒฃMILA MAHAY MANDRAY NOTE REHEFA ANY AN-DAKILASY

9๏ธโƒฃMILA MAHAY MIKIRAKIRA INTERNET SY GEMINI MBA HAHAIZANA MAMENO IREO LESONA BANGA

๐Ÿ”ŸARY FARANY SADY TENA GOAVANA, MILA MIVAVAKA (๐—”๐—ป๐—ธ๐—ถ๐—ป๐—ผ ๐—ฎ๐—บ๐—ถ๐—ป'๐—”๐—ป๐—ฑ๐—ฟ๐—ถ๐—ฎ๐—บ๐—ฎ๐—ป๐—ถ๐˜๐—ฟ๐—ฎ ๐—ณ๐—ฎ ๐˜ƒ๐—ผ๐—ฐ๐—ฎ๐˜๐—ถ๐—ผ๐—ป ๐—ป๐˜† ๐—ฎ๐˜€๐—ฎ ๐—ณ๐—ถ๐˜๐˜€๐—ฎ๐—ฏ๐—ผ๐—ฎ๐—ป๐—ฎ)

๐Ÿ”ฐ๐ต๐‘œ๐‘› ๐‘๐‘œ๐‘ข๐‘Ÿ๐‘Ž๐‘”๐‘’ ๐‘ ๐‘ฆ ๐‘š๐‘–๐‘Ÿ๐‘Ž๐‘Ÿ๐‘ฆ ๐‘ ๐‘œ๐‘Ž ๐‘Ž๐‘›๐‘Ž๐‘Ÿ๐‘’๐‘œ ๐‘ƒ๐ด๐ถ๐ธ๐‘† 2026

06/04/2026

๐’๐ˆ๐Œ๐”๐‹๐€๐“๐ˆ๐Ž๐ ๐๐‚๐Œ

๐Ÿ”ฐRaha tianao ho hita ny endriky ny fanontaniana QCM any

Aza misalasala mandefa MP

05/03/2026

โš ๏ธ TOROHEVITRA PACES

1- ๐— ๐—ฎ๐—ต๐—ฎ๐—ณ๐—ผ๐—ถ๐˜‡๐—ฎ ๐—ณ๐—ผ๐˜๐—ผ๐—ฎ๐—ป๐—ฎ ๐—ถ๐—ฎ๐—ป๐—ฎ๐—ฟ๐—ฎ๐—ป๐—ฎ ๐—น๐—ฒ๐˜€๐—ผ๐—ป๐—ฎ
(Raha ny tokony ho izy dia tsisy fotoana hahafahanao manao plaisir hafa mintsy raha te ho tafavoaka PACES zany fa zay temp libre tonga dia ianarana)

2- ๐— ๐—ถ๐—ฒ๐˜‡๐—ฎ๐—ต๐—ฎ ๐—บ๐—ถ๐˜๐—ฎ๐—ฑ๐˜† ๐—ฎ๐—ป'๐—ถ๐—ฟ๐—ฒ๐—ป๐˜† ๐˜€๐˜‚๐—ท๐—ฒ๐˜ ๐—ป๐—ฎ๐—ป๐—ฑ๐—ฒ๐—ต๐—ฎ ๐˜๐—ฎ๐—ป๐˜† ๐—ฎ๐—น๐—ผ๐—ต๐—ฎ ๐—ถ๐—ฟ๐—ฒ๐—ป๐˜† ๐—ณ๐—ฎ ๐˜๐—ฒ๐—ป๐—ฎ ๐—บ๐—ฎ๐—ป๐—ฎ๐—บ๐—ฝ๐˜† ๐—ฏ๐—ฒ๐˜๐˜€๐—ฎ๐—ธ๐—ฎ
(Ny question d'examen matetika zay zavatra tena important, ka tsara raha manana ireny sujet tany aloha ireny satria itanao eo zay question matetika miverimberina nifandimby tao anaty taona maro nifanesy.
Zahay manana fa somary vitsivitsy kanefa raha mahaliana anao ihany dia ato ny lien hahafahana mifampiresaka aminay
https://www.facebook.com/100082971920672/posts/852262187549504/?app=fbl

3- ๐— ๐—ฎ๐—ป๐—ผ๐—ฟ๐—ฎฬ€๐˜๐—ฎ ๐—ฟ๐—ฒ๐—ต๐—ฒ๐—ณ๐—ฎ ๐—บ๐—ถ๐—ฎ๐—ป๐—ฎ๐˜๐—ฟ๐—ฎ
(Araka ny etude nataon'ny manampahaizana dia bebe kokoa ny mรฉmorisation par rapport ny mamaky fotsiny.
En plus mijanona ho fiche ho anao ilay nosoratana fa tsy ariana)

4- ๐— ๐—ถ๐—ฒ๐˜‡๐—ฎ๐—ต๐—ฎ ๐—บ๐—ฎ๐—บ๐—ฎ๐—ฑ๐—ถ๐—ธ๐—ฎ ๐—ถ๐—น๐—ฎ๐˜† ๐—ฝ๐—ต๐—ฟ๐—ฎ๐˜€๐—ฒ ๐—ฎ๐—ผ ๐—ฎ๐—ป๐—ฎ๐˜๐˜† ๐—น๐—ฒ๐˜€๐—ผ๐—ป๐—ฎ ๐—ต๐—ผ ๐—น๐—ฎ๐˜€๐—ฎ ๐—ฝ๐—ต๐—ฟ๐—ฎ๐˜€๐—ฒ ๐—ป๐—ผ๐—ณ๐—ผ๐—ฟ๐—ผ๐—ป๐—ถ๐—ป๐—ฎ๐—ผ
(Eto somary sarosarotra fa rehefa zatra dia tena mandeha hoazy
Aza mitadidy tsianjery ny phrase ao anaty cahier zany mihintsy, ny antony dia tsotra : Ny fianarana lesona dia mitovy @ rehefa misy olona mitantara zavatra aminao. Ka ts ho tadidinao izany velively ny phrase navoakany t@ nitantara ilay zavatra fa tonga dia zay traduction voarain'ny sainao, iny no mipetraka ary tadidy foana. Dia otr'zany koa ny atao rehefa mianatra io lesona io. Avadio zay hazahoanao azy ny tian'ny lesona ambara)

5- ๐— ๐—ฎ๐—ป๐—ฎ๐—ผ๐˜ƒ๐—ฎ ๐—ฝ๐—ฎ๐˜‚๐˜€๐—ฒ ๐—ฟ๐—ฒ๐—ต๐—ฒ๐—ณ๐—ฎ ๐—บ๐—ถ๐—ฎ๐—ป๐—ฎ๐˜๐—ฟ๐—ฎ ๐—น๐—ฒ๐˜€๐—ผ๐—ป๐—ฎ
(Pause 20 na 30min + fisotroana rano rehefa tena mahatsapa fa saturรฉ: iny mamerina ny concentration nao)
Rehefa mahatsapa hoe tsisy miditra tsony ny lesona ianarana d aza forcena be fa manaova pause aloha, mila pause zay ny saina ny dikan'iny

https://www.facebook.com/100082971920672/posts/852262187549504/?app=fbl

ยฎ

Photos from DOCU PACES's post 21/01/2026

PARAMED TANA 2026

Want your business to be the top-listed Shop in Fianarantsoa?
Click here to claim your Sponsored Listing.

Website

Address

UNIVERSITร‰ D'ANDRAINJATO
Fianarantsoa
301