Tapis Rouge Beauty Institute
Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Tapis Rouge Beauty Institute, Beauty Salon, Galerie commerciale O Matsiatra, Fianarantsoa.
20/03/2024
Efa manakaiky izao ny fetin'ny Paka ry zareo an✨
Zahay ato Tapis Rouge Beauty Institute Box B 09 ato Galerie Commerciale Ô'Matsiatra Antarandolo Tsenafakely, ex Somacodis dia manolotra tolotra na Prix PROMO Be oantsika rehetra 😍
"PACK MANJAKELY" ❤ izay ahitantsika ny:
- Brushing avec Finition
- Pose vernis Permanent avec faux ongle
Ankoatra izay an, mandray Pack Mariage ihany koa izahay
Manao manucure, Pedicure ,Makeup, coloration, Epilation ary soins de visage...
Tongava ary fa ato ny ekipa vonona handray Anao hatrany !!
Merci 😊😘
22/02/2024
Mankasitra tompoko amin'ny fatokisana anay,
mbola mitohy hatrany pack manjakely 15 000ar
07/02/2024
Préparez vous les femmes d'influence,
Invitation bientôt disponible au salon Tapis Rouge Beauty Institute
Click here to claim your Sponsored Listing.
Category
Website
Address
Fianarantsoa
301