Fanainga Label - New generation
Society of medication fu***ng the babylooon. Working to save humanity from bad minded people
09/03/2023
Misy anzany sao liana.
✨✨ RAP GAME ✨✨
🔵🔵 INSCRIPTION OUVERTE 🔵🔵
Ny fifaninana RAP GAME dia malalaka hoan' nareo izay mahatsapa fa manana talenta amin'ny famoronana Rap.
Hira ray isaky ny tarika na isaky ny MC no horaisina amin'izany, ary hira mihisa 20 ihany no horaisina amin'ity andiany voalohany ity. ( Format wave na mp3 )
Ka hatramin'i zoma 31 Mars ny fisoratana anarana. Manomboka ny 3 avril ny fandefasana ny vidéo izay hosafidian'ny public ary eto amin'ny pejy n i Psykopasy izany no hoalefa.
Teti-bola 50 000 ar sy clip gratuit anak'iray ny loka hoan'ny mpandresy.
Misoratra anaty affiche ny fomba fandraisana anjara sy ny fandefasana ny hira.
Ny public irery ihany no tompontsafidy ary izay vidéo be réaction sy be vue no mivoaka hompandresy.
Fanazavana fanampiny 0342506849 na MP ( Tsilavo Tenshi Videographer )
🔥🔥🔥
11/01/2023
F.N.G.
Click here to claim your Sponsored Listing.
Category
Telephone
Website
Address
301