NC Event
💰💰Parlons business 💰💰 Vente des vêtements,chaussures,Sac...
22/04/2026
🔥🎤 FIANARANTSOA, Ready !!! 🇲🇬
𝐀𝐋𝐆 𝐨𝐟𝐟𝐢𝐜𝐢𝐞𝐥 • Jack'Dad débarque pour une nuit de 🔥🔥
📍 La Chaudière Fianarantsoa – Ambalapaiso Ambony
🗓️ Vendredi 29 Mai ⏰ 21H
Préparez-vous à une ambiance PELÁZY NIGHT 😎💥
🎧 Mix by Rapiera ( Randrianantenaina Jdd )
🎙️ Hosted by Zoky Innocent
🎟️ Prévente : 10.000 Ar
🎫 PAF : 15.000 Ar
👑 VIP : 30.000 Ar
📞 Réservation : 034 90 985 42
01/07/2025
Manaova vehivavy manan-danja (valeur)
Fantatrao ve otrany ahoana ny vehivavy manana ny maha izy azy izay atahoran’ny lehilahy kotina sady tian’ny vehivavy sasany atao modely ?
Ireto misy famantarana 10 mampiavaka azy:
1. Tsy azo vidina amin’ny vola – Tsy mitomany vola, fa mitady lanja.
2. Ny saina no entiny mitady vola, fa tsy ny vatana. Misaina ambony fa tsy misaina ambany.
3. Tia miangoty, fa tsy miankin-doha. Na manana aza izy dia mangataka satria tia manome lanja ny lehilahy miaraka aminy.
4. Manana fahatokisan-tena – Tsy miandry dokafana vao ho faly na hatsapa tena fa tsara.
5. Tsy mora kotina – Ny fitafy sy fitondran-tenany dia manambara fa “niveau ambony” izy ka matahotra ny lehilahy.
6. Tsy lehilahy no tanjona, tsy lehilahy ny anto-pisiany. Fantany izay fiainana tiany, dia tsy milalao amin’ny fitiavana.
7. Tsy miaraka amin’olona tsy misy tanjona. Vao tsy ahitany fandrosoana ianao dia hialany.
8. Tsy matahotra irery – Aleony irery sambatra toy izay miaraka amin’olona manabataba ny fahasambarany.
9. Manana fetrany – Raha mandika izany ianao dia sahiny milaza hoe: “Tsy mety amiko fa aleo misaraka"
10. Tsy mitady “j’aime” amin’ny tambajotra – Raha mamoaka sary, dia ho an’ny business’ny fa tsy ho an’ny validation hoe jolie.
Bonus
Vehivavy manan-danja dia manaraka formation, maka fahalalana, mampivelatra ny business, ary matahotra an’Andriamanitra.
Vitsy no manana an’io toe-tsaina io. Tsy fahita eny rehetra eny. Toy ny zavatra sarobidy rehetra, sarotra hita
Réussir avec Martin
Click here to claim your Sponsored Listing.
Category
Website
Address
301