Soa'FIA

Soa'FIA

Share

Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Soa'FIA, Entrepreneur, Fianarantsoa.

09/02/2026

Fianarantsoa ❗
Aiza daholo ny mpankafy crevette ô

Arrivage crevettes sans tête
Kalitao tsara, vidiny mirary

📍Anjoma Fianarantsoa
📞038 56 734 14

"Soa Fia, le goût de la mer dans chaque bouchée"

01/01/2026

🇲🇬Arabaina nahatratra ny taona vaovao ô

Mirary taona feno fahasoavana sy fitahiana ho antsika rehetra izahay ato amin'i Soa'Fia 🎉

Mirary soa ho anareo rehetra manaraka ny pejy, ianareo mpanjifa hatramin'izay dia ho mamy foana anie ny fiarahana

🇫🇷 Bonne et heureuse année !

Soa'fia vous souhaite une année remplie de grâce et de bénédictions 🎉

Nos meilleurs vœux à tous ceux qui suivent la page et spécialement à nos fidèles clients.

"Le goût de la mer dans chaque bouchée"

25/12/2025

Mirary Krismasy sambatra ho antsika rehetra ô!!

Que la magie de Noël vous apporte joie et bonheur.
Profitez de chaque instant avec ceux que vous aimez !

Photos from Soa'FIA's post 08/12/2025

Arrivage ô!!!!🐟🐠
THON
CREVETTE
CAPITAINE MOYEN
CAPITAINE TRANCHE

"LE GOÛT DE LA MER DANS CHAQUE BOUCHÉE"🐟🦐🐙

📍Toerana tsy miova: Anjoma lalana mitsofoka avy eo amin’ny alliance française.
📞Contact: 0 38 56 734 14

Photos from Soa'FIA's post 11/11/2025

FIANARANTSOA!

Arrivage indray reto o🐟
🐟THON
🐟TILAPIA
🐟GPM/GP Tranche

Kalitao tsara, vidiny mirary hatrany.

📍Tsena Anjoma lalana mitsofoka avy eo amin'ny Alliance Française.

📞038 56 734 14/ 033 37 377 59

05/11/2025

ENY, MISOKATRA ISAN'ANDRO IZAHAY

Vonona handray sy hanome fahafaham-po hatrany anareo mpanjifa.
Entana tsara kalitao, vidiny mirary hatrany.
Manasa anao ô!!

📍Toerana tsy miova: Anjoma akaikin'ny alliance française.

"Le goût de la mer dans chaque bouchée"

04/11/2025

🔵FIANARANTSOA🔵

Tsena Talata oo!!

ARRIVAGE CAPITAINE 🐟

15 000 Ar anie fa tsy 17 000 Ar intsony ny kilaon'ny capitaine ety aminay e!
Arrivage amin'ilay tsara kalitao fa sao tara an!

📍Toerana tsy miova: Anjoma akaikin'ny Alliance Française
📞Afaka miantso ny 038 56 734 14

01/11/2025

📆Volana vaovao 📆

TONGASOA NOVAMBRA

IZAHAY KOA HITONDRA VOKATRA VAOVAO 🐟🦐🐠

TOLOTRA VAOVAO HO ANAREO MPANJIFA 🎁

MIEZAKA MANATSARA HATRANY HANOMEZANA FAHAFAHAMPO ANAREO MPANJIFA.

ARAHO TSY TAPAKA NY PEJY Ô.

📍Toerana tsy miova : Anjoma akaikin'ny Alliance Française.

Photos from Soa'FIA's post 19/07/2025

📢📢ARRIVAGE ô

📍Anjoma Fianarantsoa

Thon
Tranche capitaine
Capitaine moyenne
Merlan
Makoba

Kalitao tsara, vidiny mirary.

📍 Anjoma akaikin'ny alliance

25/05/2025

Bonne fête à toutes les mamans 🥰🎉❤️

21/05/2025

📌RESAKA FAHASALAMANA🩺

Fihinanana trondro?

Zaraina am-pitiavana ho anareo mpanjifa sy mpanaraka ny pejy indray anio ireo vokatsoa azo avy amin'ny fihinanana trondro😊

Dia aza adino fa misokatra hatrany ny Soa'Fia Anjoma Fianarantsoa, ahitanao ireo karazana hazan-dranomasina voafantina sy tsara kalitao, amin'ny vidiny mirary hatrany.

Mirary tontolo andro mahafiaritra ô😊

Want your public figure to be the top-listed Public Figure in Fianarantsoa?
Click here to claim your Sponsored Listing.

Category

Website

Address

Fianarantsoa