EKA LEKA
« L’amour propre de la couleur locale …». EKA LEKA
20/09/2023
📣 Ao anatin'ny fankalazana ny faha 50 taona n'y Culture hip-hop dia misy ny hetsika iray izay karakarain'ny EKA LEKA Sy KOLOTSAINA MAINTY eto Fianarantsoa (Chaudière ) ny zoma 29 Sept ho avy izao .
Tongava maro fa misy fanomezana ho zaraina ho an'ireo 30 tonga voalohany 🎁.
29/04/2023
Mirary faran'ny herinandro mahafinaritra ho antsika rehetra.Misokatra ho antsika ny EKA LEKA STORE Ampasambazaha Fianarantsoa tontolo andron'ny Asabotsy ity.
22/04/2023
Disponible de suite Chez EKA LEKA STORE Ampasambazaha Fianarantsoa.
21/04/2023
"Malakilaky"
Efa azo jifaina eto @ pejy na koa ao @ EKA LEKA STORE Ampasambazaha ity modèle iray ity.
18/03/2023
**** NOUVELLE COLLECTION ****
"MALAKILAKY " by EKA LEKA
Couleur : Rouge-Noir-Jaune.
Prix : 35 000 Ariary.
Possibilité de livraison partout à Madagascar !
www.ekaleka.mg
Contact: 0348479368
Click here to claim your Sponsored Listing.
Category
Contact the business
Telephone
Website
Address
Fianarantsoa
301