Axiom Mada
Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Axiom Mada, Property developer, Centre, Ivato.
08/07/2026
Tontolo manodidina tsara = fiainana mirindra !
๐ฅ O ry reto a, eritrereto anie hoe mitovy aminโny tontolo manodidina ny endriky ny trano, manao ahoana re?
Ny fisafidianana tany dia fisafidianana ny tontolo manodidina ihany koa.
๐ Rรฉsidence TANGARA โ Lazaina Avaradrano
โ
Vue tsara be,
โ
Tontolo maitso,
โ
Tanร na tony
โ
Toerana mety tsara ho an'ny fiainam-pianakaviana!
๐ฟ Satria zava-dehibe mihitsy ny kalitaon'ny fiainana.
๐ธ Jereo anie ny vue hohitanao any e !
๐ฒ Aza taraiky ary, mifandraisa aminay raha te handamina ny fotoana itsidihanao ianao.
Tel: +261 32 40 144 98 / +261 34 15 870 04
06/07/2026
๐ฅ๐๐ถ๐๐ถ๐ฑ๐ถ๐ฎ๐ป๐ฎ๐ป๐ฎ ๐๐ฎ๐ป๐ ๐ฎ๐ป๐ฑ๐ฟ๐ผ๐ฎ๐ป๐, ๐น๐ผ๐๐ฎ ๐ต๐ผ ๐ฎ๐ปโ๐ป๐ ๐๐ฎ๐ฟ๐ฎ๐ป๐ฎ๐ธ๐ฎ ๐ป๐ ๐ฎ๐บ๐ฝ๐ถ๐๐๐ผ
Inona no havelanao ho an'ny zanakao rahampitso ?
๐ Ato amin'ny Rรฉsidence TANGARA, Lazaina Avaradrano, dia afaka mampiasa vola ho anโny lova sy fananana maharitra ianao izao, izay hiakatra ny sandany rehefa mandeha ny fotoana.
โ
Tany azo antoka
โ
Manodidina ny tanร na efa mivoatra be
โ
Tany voakarakara tsara
โ
Tontolo iainana maha te onina
Sady tsara be ny vue an !
๐ก Ny tany dia tsy hoe fananana fotsiny ihany fa lova avelanao ho an'ny ankohonanao sy ny taranaka ho avy.
๐ฒ Mifandraisa aminay ร ry handaminana ny fitsidihana ary hahitana ireo tany ambiny tavela.
Tel: +261 32 40 144 98 / +261 34 15 870 04
03/07/2026
๐ฅ ๐ง๐๐ ๐บ๐ถ๐ฎ๐ป๐ฑ๐ฟ๐ ๐ฒ๐น๐ฎ ๐ป๐ ๐ผ๐ฝ๐ฝ๐ผ๐ฟ๐๐๐ป๐ถ๐๐ฒฬ ๐ณ๐ฎ ๐ฎ๐ฟ๐ฎ๐ฟ๐ฎ๐ผ๐๐ !
Rehefa misy toerana tsara, tontolo iainana mahafinaritra, ary vidinโny tany tena mirary, dia tongava haingana manao famandrihana.
๐ Ato aminโny Rรฉsidence TANGARA โ aty Lazaina Avaradrano dia ireto ny avantages sy ny tombony :
โ
Tany efa voafaritra tsara
โ
Manakaiky rano sy herinaratra
โ
Mora hita ny lalana mankao
โ
Tanร na efa misy mponina fa tsy ankodahoda
โ
Ary tsara be ny vue an!
โ ๏ธ Mbola afaka misafidy ianao, fa aza ela anefa !
Aza miandry ela fa arakaraka ny maha ela ny fandraisanao fanapahan-kevitra no maha vitsy ny safidy anananao.
๐ธ Jereo eto amin'ny sary ny plan anโny tany ato aminโny Rรฉsidence Tangara
๐ฒ Mifandraisa aminay raha te hahalala hoe iza amin'ireo ny tany mbola misy.
Tel: +261 32 40 144 98 / +261 34 15 870 04
15/06/2026
๐ก ๐ง๐ฒ-๐ต๐ถ๐๐ถ๐ฑ๐ ๐๐ฎ๐ป๐ ๐๐ฒ ๐ถ๐ฎ๐ป๐ฎ๐ผ ๐๐ฎ๐ถ๐ป๐ด๐ ๐๐๐ ๐บ๐ฎ๐ต๐ฎ๐น๐ฎ๐น๐ฎ ๐ต๐ผ๐ฒ ๐ถ๐ป๐ผ๐ป๐ฎ ๐ป๐ผ ๐ต๐ฎ๐๐ฎ๐ผ ?
๐ Ato aminโny Rรฉsidence TANGARA, Lazaina Antananarivo Avaradrano, dia toy izao ny fomba fiasanay :
1๏ธโฃ Miantso anay na mandefa hafatra aminโny WhatsApp.
2๏ธโฃ Mitsidika mivantana ny tany ao Lazaina Avaradrano, Rรฉsidence TANGARA.
3๏ธโฃ Mifidy ny tany tianao (manomboka aminโny 300 mยฒ ka hatraminโny 438 mยฒ).
4๏ธโฃ Manao famandrihana ny tany miaraka aminโny petra-bola 30%.
5๏ธโฃ Miandry ny fikarakarana ny taratasinโny tany.
๐ Hazavaina aminao ny antsipiriany rehetra momba ny antontan-taratasy sy ny fomba fividianana rehefa mifandray aminay ianao.
๐ฉ Antsoy ร ry izahay na mandefasa hafatra aminโny WhatsApp hanombohana ny tetikasanao na handaminana ny fitsidihana eny an-toerana :
๐ +261 32 40 144 98 / +261 34 15 870 04
momba ny Fanร nana momba ny Fanร nana
Click here to claim your Sponsored Listing.
Contact the business
Website
Address
Ivato
101