Liverpool Fans - Madagascar
Liverpool Fans - Madagascar
Mpankafy ny Liverpool FC eto Madagasikara
You'll Never Walk Alone🔴.
13/08/2024
🚨Ofisialy☑:
Efa voamarina fa efa mpilalao ny Brentford i Fábio Carvalho amizao.
Ny vidiny namotsoran'ny Klioba azy dia mitentina ho £27,5 tapitrisa eo ho eo.
Mirarisoa sy misaotra betsaka an'i Fabio Carvalho tamin'ny zava-bitany tamin'ny Klioba🔴👏.
[© Fabrizio Romano]
🔴.
13/08/2024
🚨𝙈𝙀𝙍𝘾𝘼𝙏𝙊⛔️:
Na dia vonona ny handoa ny "clause libératoire" an'i Martin Zubimendi any amin'ny Klioba Real Sociedad ary isika dia nolavin'i Martín Zubimendi ny tolotra nomen'ny Liverpool azy.
Marihina fa tsara kokoa ny tolotra fifanarahana vaovao naroson'ny Klioba Real Sociedad ho an'i Martin Zubimendi manoloana ny tolotra nomen'ny Liverpool azy.
[©Fabrizio Romano]
🔴.
Click here to claim your Sponsored Listing.