Vaovao Ranohira

Vaovao Ranohira

Share

Ny Pejy Vaovao Ranohira dia pejy iray natokana ilazana ny zava-mitranga sy ny vaovao malaza ao amin'n

Photos from Vaovao Ranohira's post 23/05/2026

MBA TIAKO HO TANTERAKA 😊
💥 RANOHIRA lasa faha-4, Faritra Ihorombe.

Mbo tiaroko, ny Mera teo aloha, Atoa Mpiandra, nitsara tagnamiko hoe :

Mba tiako Ramatoa Governora raha tanteraka alohan'ny hialàko eto, ity Ranohira ity ho lasa Distrika, miaraka amin'i Andohanilakaky sy Ilakakabe.

Da hoy aho hoe : Ampiako hanao Mera.
Kay moa izy lasa. Fe, gny teny nifamatorana mipetraky avao.

Avy ary gny fotoa fa hiresaky an'itoy ahay ao amin'ny Antenimierampirenena, koa magnotany any iaho : akory gny hevitsinareo Tompontany?

, ko tandregna, fa fotoa zao, reso gn'adidinao.


Clarisse
Vaovao Ranohira ™️

Want your business to be the top-listed Media Company in Ivato?
Click here to claim your Sponsored Listing.

Category

Telephone

Website

Address

Ivato
101