Exotika2.0

Exotika2.0

Share

exotika - plantes et poissons d'ornement💕

034 76 994 62
📍 ivato rond point bani (sarimasina )box route tsarasaotra 🪄
⏰lundi au samedi de 08h à 17h30

Photos from Exotika2.0's post 13/06/2026

Jerenareo 😍 mbola misy dispo amin'izy ireto miaraka @ photo réel ☺️

Mety atao @ voninkazo rehetra zareo 🥳 sady mora kely manao suivie ny fakany avy ety ivelany fotsiny nareo no mijery 😌
Karazany 3 ny angedany disponible ( sans sous pots)
👉🏼0.8L : 4000ar
👉🏼1.3L : 6000ar
👉🏼1.9L : 8000ar

Afaka livrena na afaka atao récupération en magasin 😁
✨ 0347699462
✨ Ivato rond point bani route vers tsarasaotra Exotika2.0

Photos from Exotika2.0's post 04/06/2026

🌟 Amaryllis manja be atolotra ho anareo 🥰💐
Alefako promotion zareo satria voafafa avokoa ny numero teo @ pot dia lasa surprise zany noho azonareo any 🤧😍

Fa tsara be doholy reo🤗 numéro 3- 13- 20 ihany no hita ny numero teo aminy sisa dia reo no fatatra zany ☺️🖍️

2 avy dispo ny karazany dia misy karazany 7 zareo 🎈🌷

25 000ar ny iray Promo ✨

🎀 Livraison na récupération en magasin
🎀Ivato rond point bani route vers tsarasaotra exotika
🎀034 76 994 62
fans

Photos from Exotika2.0's post 21/05/2026

Coucou coucou 🥰 petit pots kely en céramique 🏮
Tsara be raha atao fanomezana 🎁 mahafatifaty be zareo 😍

Afaka cache pot na tonga dia ambolena mihintsy satria efa misy goaka ny vodiny 🤗
Misy betsaka ny karazany ✨
Eo eo @ 5 cm - 10 cm eo ny angedany 🖍️ arakaraka ilay modèle ☺️

Alefatsika promotion 10 000ar ny iray 🌟 ( mbola manome prix de gros raha plus de 10 pcs no alainao 🥳)
Mp ary raha mila pot kely mahafatifaty oh ❤️😘

0347699462 - ivato rond point bani route vers tsarasaotra exotika no magasin 🙏🏼

Want your business to be the top-listed Interior Service in Ivato?
Click here to claim your Sponsored Listing.

Category

Telephone

Website

Address

Ivato

Opening Hours

Monday 08:15 - 17:00
Tuesday 08:15 - 17:00
Wednesday 08:15 - 17:00
Thursday 08:15 - 17:00
Friday 08:15 - 17:00
Saturday 08:15 - 17:00