DRASA Androy
Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from DRASA Androy, Public Service, Ambohipo Antananarivo, Antananarivo.
08/04/2026
Ny Ministeran'ny Fambolena sy ny Fahaleovantena ara-tsakafo sy ny Fandaharanasa Progres:
๐๐๐ง๐จ๐ซ๐ ๐ฆ๐ข๐ข๐ฌ๐ 44 ๐ข๐ง๐๐ซ๐๐ฒ @ Andiany voalohany ๐ง๐จ ๐ฏ๐จ๐๐จ๐๐๐ง๐ ๐ก๐จ ๐๐ฆ๐ข๐ง'๐ง๐ฒ ๐๐๐ง๐๐ซ๐๐ก๐๐ซ๐๐ก๐๐ง๐ ๐๐ฆ๐๐๐ง๐ข๐ฏ๐จ๐ก๐ข๐ญ๐ซ๐ ๐๐จ ๐๐ฆ๐ข๐ง'๐ง๐ฒ ๐
๐๐ซ๐ข๐ญ๐ซ๐ Androy
๐ฅMitohy hatrany ny ezaka ataon'ny Minisiteran'ny Fambolena sy ny Fahaleovantena ara-tsakafo amin'ny alalan'ny Fandaharanasa PROGRES vatsian'ny FIDA vola, izay iarahana miasa amin'ny Direction Rรฉgional de l'Agriculture et la Souverainetรฉ Alimentaire (DRASA), ny DRETFP Androy ary ireo mpampiofana izay nitarika ny fampiofanana nandritra ny 10 andro, amin'ny fanohanana ireo Tanora ho lasa mpandraharaha eny anivon'ny tontolo ambanivohitra, izay anisan'ny paikady lehibe apetrakin'ny fitondram-panjakana amin'ny fanavaozana ny rafi-pamokarana.
๐Nisy ny fiofanana fanomanana fikotrehana na "prรฉ-incubation" nomena azy ireo izay naharitra folo andro izay miompana hatrany amin'ny :
๐ธKolontsaina fandraharahana;
๐ธFampandrosoana sy fanatsarana ny tsena;
๐ธFampiharana ny fomba fiasa
๐ธFamoronana sy famolavolana hevitra ho lasa tetikasa.
๐งโ๐Mifarana amin'ny fizarana mari-piofanana hatrany ny fiofanana izay omena ireo Tanora mpisitraka, niarahana tamin'ireo solotenam-panjakana aty amin'ny Faritra Androy izay notarihin'ny lehiben'ny Faritra Androy, ny Mpanolotsainan'ny Fanavaozana CT, ny ben'ny Tanana ary ny Talemparitra ny Fambolena sy ny fahavitantena ara-tsakafo Androy
"๐๐ฉ๐๐ฆ๐จ๐ค๐๐ญ๐ซ๐ ๐ฆ๐๐ก๐จ๐ฆ๐๐ฒ ๐๐ง๐ญ๐จ๐ค๐ฒ ๐ง๐ฒ ๐
๐ข๐ซ๐๐ง๐๐ง๐ ๐ฆ๐๐ง๐ฃ๐๐ซ๐ฒ ๐๐ซ๐-๐ญ๐ฌ๐๐ค๐๐๐จ"๐พ๐พ
01/04/2026
โจ๐ค FIVORIANA ARA-STRATEJIKA โ FARITRA ANDROY ๐ฒ๐ฌ๐
Nivory teto anivonโny Fitaleavam-paritry ny Fambolena sy ny Fiompiana ary ny Fahavitan-tena ara-tsakafo eto Androy ireo tomponโandraikitra sy mpiara-miombonโantoka, handinihana ny zava-bita sy hametrahana paikady mazava ho anโny dingana manaraka. ๐พ๐๐ฝ๏ธ
๐ฏ Nifantohana taminโny:
- Fanombanana ny asa vita nandritra ny telo volana voalohany,
- Fijerena ny haavonโny fahombiazana araka ireo mari-pamantarana,
- Famakafakana ireo fanamby sedraina eny ifotony
- Fanamafisana ny fiaraha-miasa aminโireo mpiara-miombonโantoka.
โ๏ธ Lohahevitra lehibe nodinihina:
๐น Fitsidihanโny Banky Iraisam-pirenena any aminโny faritra Atsimo,
๐น Fanarenana sy fanamafisana ny toekarena eny ifotony,
๐น Fahavitan-tena ara-tsakafo ho antoky ny fiainanโny mponina.
๐พ๐ Hetsika ho avy: TSENABE MOMBA NY FAMBOLENA:
๐ Fotoana iray hanasongadinana ny vokatra sy hanetsehana bebe kokoa ny toekarena ao an-toerana.
๐Vinam-piaraha-mientana:
โก๏ธ Androy miroso aminโny fampandrosoana,
โก๏ธ Fahavitan-tena ara-tsakafo ho anโny rehetra,
โก๏ธ Fampandrosoana maharitra sy voalanjalanja.
๐ Mankasitraka ny fandraisanโanjaranโny rehetra sy ny fiaraha-miasa matanjaka.
๐ฅ Miara-mandroso ho aminโny hoavy tsaratsara kokoa.
Click here to claim your Sponsored Listing.
Category
Contact the organization
Telephone
Website
Address
Antananarivo