Saka Rafia by Achilah
Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Saka Rafia by Achilah, Art, Tsarahonenana, Toamasina.
14/05/2026
👜 VITA MALAGASY - ASA TANANA KANTO 👜
Tonga indray ny "Saka Rofia" ,"satroka" sy ny "Poketra" mifanaraka aminy! Sahaza ho an'ny fivoahana rehetra: na hianatra, na hiasa, na ho any am-piangonana.
✅ Tolotra mirary ho anao:
🔸 Poketra kely: 5 000 Ar
🔸 Saka Rofia: 30 000 Ar
🔸 Kit (Saka + Poketra): 35 000 Ar
📍 Eo Ambolomadinika sy Tsarahonenana no ahitana anay.
🚀 Afaka manao livraison ihany koa raha ilaina.
📞 Miantsoa mivantana na andefaso SMS:
034 32 988 69
Aza tara fa efa maro ny maka, ary voafetra ny entana!
Poketra homby téléphone portable
amin'ny vidiny mora.
26/04/2026
Disponible après quelques jours 🥰🥰
18/04/2026
Kely sisa de disponible
Mahafinaritra kely
13/04/2026
Ny hakanton'ny tanana no mamelona ny fomba amam-panao ho lasa kanto
12/04/2026
Ireto misy karazana poketra vita @ rafia afaka Atao commande ato Aminay
Araho isan'andro n'y page fa halefako ato ireo karazana Saka, poketra, satroka vita rafia afaka Atao commande.
Click here to claim your Sponsored Listing.
Category
Website
Address
Toamasina