Poly Engineering
Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Poly Engineering, Engineering service, Toamasina.
15/07/2025
🎯 Famenoana sy fikiky araka ny fangatahana
Mpanao asa tanana, mpivarotra — ho anao mihitsy izao tolotra izao !
âś… Famenoana sachet mangarahara (sakany 10 cm)
🔸 Vovoka hatramin’ny 100 g (haavo ambony indrindra : 16 cm)
🌿 Mety amin’ny : hanitra, siramamy, sira, lafarina vary, kafe, vovoka katsaka, dite, ravina maina...
🔸 Rano hatramin’ny 200 mL (haavo ambony indrindra : 12 cm)
🥤 Ho an’ny : clarinette, ranom-boankazo, yaorta sotroina, siro, ronono mamy...
🖨️ Azo asiana étiquette raha ilaina :
📅 Daty | ⚖️ Lanja | 🏷️ Lohateny | 🖼️ Logo tsotra | 📝 Fanazavana fohy
⚙️ VAOVAO – Fikiky amin’ny fangatahana
🌾 Vary, kafe, katsaka, hanitra, voamaina, serealy...
Ianao mitondra, izahay manamboatra araka ny ilainao
đź’° Vidiny :
– Famenoana : arakaraka ny haavon’ny sachet sy ny habetsahana
– Fikiky : arakaraka ny lanja tonga
—
âś… Asa madio, haingana, mahitsy
📦 Sachet efa vonona hivarotra na hizarana
📍 Eto Tamatave no misy anay — Mifandraisa aminay dieny izao !
+261348930279
Click here to claim your Sponsored Listing.
Category
Website
Address
501