DAMES ELLES
Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from DAMES ELLES, Design & Fashion, Bord de la mer Salazamay sud, Toamasina.
πΊ AUTOUR DE LA MODE πΊ N:10
"Marge de couture"
Na antsoina koa hoe valeur couture.
Io Ilay refy mihoatra amin'izay hitantsika teo amin'ny patron Γ plat mba ahafahana manambatra ny zaitra.
18/01/2023
πΊ AUTOUR DE LA MODE πΊ N:9
"Jeannette "
Tsy i Nenitoa Jeannette akory no resahana eto fa ilay latabatra fipasohana efa misy forme hanamboarana col sy soroka.
31/08/2022
πΊ ππ¨π§π’π¨π₯ ππ ππ π π’ππ π‘: 3
π B
ππΌπΏπ±- ππΌΜππ²
Lamba très extensible fanaovana loha, tanana, col na tapany ambany amin'ny blouson na sweat - shirt.( Na koa pataloha)
π Amidy eny amin'ny mercerie mahazatra anao .
Click here to claim your Sponsored Listing.
Category
Telephone
Website
Address
Toamasina
(501)