Dynamique PRO Evolution 501

Dynamique PRO Evolution 501

Share

FORMATION PROFESSIONNELLE TOAMASINA
"Formation - Civisme - Stage"
(Tsotra sady Haingana Ary Mahomby)

11/03/2026

Bonjour daholo! iza daholo ilay efa niandry fatratra ny formation

👉 "TRANSIT EN DOUANE"

Dédouanement, déclaration, import et export, sydonia, stage, ... ito Ary ny rentrée antsika manaraka.

👉 RENTRÉE : 03 AVRIL 2026

Ny fianarana dia natao TSOTRA Sady HAINGANA ary MAHOMBY.

👉 Efa mandeha ihany koa ireto formation manaraka ireto:
✅ Anglais
✅ Français
✅ Secrétariat de direction
✅ Management des entreprises
✅ Informatique

Aza misalasala manantona anay ato amin'Dynamique PRO Evolution 501 501 izay amin'ny TRANO KINTANA POPULATION TOAMASINA na miantso ny laharana : 034 21 083 01/032 57 479 81

14/01/2026

Bonjour daholo! "Ho antsika eto Toamasina"
👉 Mbola mpianatra vé ianao? sa efa miasa fa te hanampy traikefa? sa vao hanomboka hitady asa?
👉 Natao anao ity! na tanora na olon-dehibe!
👉 Fiofanana arak'asa hatrany no atolotray anareo.

👉 Rentrée : 26 JANVIER 2026

✅ "TRANSIT EN DOUANE"
(dédouanement importation et exportation, déclarant en douane, ... Stage)
✅ Langue Anglaise
✅ Langue Française
✅ Langue Chinois Mandarin
✅ Comptable générale Informatisés
✅ Informatique Bureautique
✅ Maintenance informatique
✅ Informatique Programmation
✅ Secrétariat de direction
✅ Management des entreprises

" CERTIFICAT ARA-PANJAKANA APRÈS FORMATION "😍.

👉 Efa misokatra ny fisoratana anarana ato amin'ny trano kintana Population amin'ny Dynamique PRO Evolution 501
Ra Mila fanazavana fanampiny ianao dia aza Misalasala miantso ny laharana
034 21 083 01/ 032 57 479 81 Na miditra ao amin'ny hafatra miafina.

♥️TSOTRA sady HAINGANA ary MAHOMBY♥️ ny fampianarana.

"Tsy avelanay ianao raha tsy mahay"

05/12/2025

Bonjour bonjour !
Iza ndray no tara tamin'ny "PROMOTION" farany teo dia ito ny Rentrée ntsika manaraka: 12 JANVIER 2026 aza tara fa voafetra foana ny Toerana anh 🙂

✅ "TRANSIT EN DOUANE"

- dédouanement en importation (véhicules, marchandises divers)
- Dédouanement en exportation (tous les produits)
👉 Notre objectif est de former les étudiants à maîtriser tous les formalités douanières et portuaires.
✔️Capable de faire un devis complet de dédouanement importation comme à l'exportation.
✔️ Être opérationnel après formation, ...
✔️ Stage : 1 mois ou plus

👉 Ary misy hatrany ireto manaraka ireto:
✅ Langue Anglaise
✅ Langue Française
✅ Langue Chinois Mandarin
✅ Comptable générale Informatisés
✅ Informatique Bureautique
✅ Maintenance informatique
✅ Informatique Programmation
✅ Secrétariat de direction
✅ Management des entreprises
✅ Pâtisserie

" CERTIFICAT ARA-PANJAKANA APRÈS FORMATION "😍.

👉 Efa misokatra ny fisoratana anarana aty amin'ny trano kintana Population "DYNAMIQUE PRO ÉVOLUTION 501"
Ra Mila fanazavana fanampiny ianao dia aza Misalasala miantso ny laharana
034 21 083 01/ 032 57 479 81 Na miditra ao amin'ny hafatra miafina.

♥️TSOTRA sady HAINGANA ary MAHOMBY♥️ ny fampianarana izay atao rehetra.

14/11/2025

Bonjour daholo!
👉 Misy hatrany ny formation antsika izay mbola tsy ary nanao na efa nanao ary dia tongava fa misy azo atao foana.

RENTRÉE : 08 Décembre 2025

Ho antsika vahoaka eto "TOAMASINA" na Ankizy na Tanora na Olon-dehibe dia manolotra anareo ireto Formation professionnelle antsika ireto:

👉 Langues: FRANÇAISE/ ANGLAISE /Chinois Mandarin
👉 INFORMATIQUE : Bureautique, Maintenance, Programmation, Réseau
👉 TRANSIT EN DOUANE
👉 COMPTABILITÉ
👉 SECRÉTARIAT De DIRECTION
👉 MANAGEMENT DES ENTREPRISES
👉 PÂTISSERIE

❤️Manome ny tsara hatrany hatrany ho anareo Izahay na ny Ankizy na Tanora na Olon-dehibe❤️

👉 Ny fianarana dia natao TSOTRA sady HAINGANA ary MAHOMBY

- Efa misokatra ny fisoratana anarana ka aza misalasala manantona anay amin'ny DYNAMIQUE PRO ÉVOLUTION amin'ny Trano Kintana Population TOAMASINA, na miantso ny laharana: 034 21 083 01/ 032 57 479 81.

👉 Aza adino ihany koa fa ny Certificat azonao dia ❤️ Certificat ara-panjakana ❤️ 🥰.

Want your school to be the top-listed School/college in Toamasina?
Click here to claim your Sponsored Listing.

Category

Telephone

Website

Address

Trano Kintana Population
Toamasina