Anglospark Learning Center
Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Anglospark Learning Center, Toamasina.
15/03/2026
📍 Learning English beyond the classroom 😍🇱🇷💥
👉 Raha ohatra ka tia Anglais ianao, mety ho anao ity. Ary tsy kisendrasendra angamba no nahitanao ity publication ity… 😉
Omaly, nanao town tour tao Toamasina ny mpianatra ao amin’ny Anglospark Learning Center . Tsy nanao practice English fotsiny izy ireo, fa nahalala bebe kokoa ny tantara sy ny maha-izy ny tanànantsika eto Toamasina 🌍🇱🇷
Ao aminay, tsy mianatra grammar na lisitry ny vocabulary fotsiny ny mpianatra. Mianatra izy ireo hifandray amin’ny olona, hitarika(Guide touristique), hahay hifampiresaka 💬
Lainga mpianatra ao tsy mahay manao Guide na mpandika teny izany izany 😅🇱🇷
🙏 Misaotra an’ireo ray aman-dreny amin’ny fahatokisana, ary misaotra an’ireo tanora tia mianatra izay misafidy AngloSpark hanamafisana ny English sy hanangana ny hoaviny. 🚀
12/03/2026
🤔 Ahoana raha milaza aminao aho fa ny lesona English androany dia tao amin’ny supermarché?
😄 Eny tokoa!🇱🇷
Androany, nandeha nanao practice English tao amin’ny supermarché ny mpianatra ao amin’ny AngloSpark Learning Center.
Nividy entana izy ireo, niresaka tamin’ny English, ary nampiasa ny teny nianarany tamin’ny tena fiainana. 🛒
Satria eto aminay, tsy mianatra ao anaty classroom fotsiny ny mpianatra, fa mampiasa English eny amin’ny fiainana andavanandro. 🌍😎
🎯 Ny tanjona:
Hahay hiteny English amin’ny tena fiainana, tsy amin’ny boky ihany
💬 Fanontaniana kely:
Raha ianao no nanao practice English tao amin’ny supermarché, inona no zavatra voalohany hovidinao? 😄🇱🇷
20/02/2026
🎤 Mahay English ve ianao… sa mbola matahotra miteny?
Indraindray mahay theorie isika,
fa rehefa hiteny ampahibemaso dia mitebiteby, mangovitra 😅
Ao amin’ny AngloSpark Learning Center 🌟
ny mpianatra Level A efa manao kabary sy miresaka eo imason’olona.
Tsy mampianatra English fotsiny izahay —
manangana fahatokisan-tena
Raha matahotra miteny ianao, aza misalasala manantona anay sy ireo mampianatra 💪🔥
Zafindratsara Manary Rolien
Sylvio Hayan
Anglospark Learning Center
09/02/2026
Some people drink coffee to wake up ☕
Our students learn English to wake up their future 😎🔥
👏 Congratulations to our students for their first public speaking experience in English!
From shy to confident, from silent to speaking — they broke the shyness and stood strong together 💪🇱🇷
Smiles today, confidence tomorrow
This is the AngloSpark vibe 🇬🇧🎤
Anglospark Learning Center
Hey! Marina ma zahay ao efa karaha verbe to be zan ? 🙄
Click here to claim your Sponsored Listing.
Contact the school
Telephone
Address
501