AP2A

AP2A

Share

Association des Paramedicaux Actifs Atsinanana

Photos from AP2A's post 27/02/2019

Izahay @ AP2A : misy thermomètre électronique ary Glucomètre miaraka @ bandelette .
Raha liana @ zainy anao dia hafaka miantso ny membre AP2A rehetra zay akaiky anao ary hafaka mandray commende hoan'ilay mila maro2 .
Prix: MP
Na miantso: 034 72 923 12
032 44 614 13

26/02/2019

Merci bcp madame tonga nitsidiky nanoro : hevitry / lalagna sy nagnampy ara-pitaovagna!!!!!!!!!
Bn voyage madame DOMOINA

Photos from AP2A's post 30/01/2019

Raha tsy misy fihovana dia atao @ 15 Février ny lencement du projet "SQM"
-ka nandeha niresaka ny @ fanomanana izany sy nagnataka torohevitra t@ madame Miora ny équipes SQM ny @ anatanterahana izany
- Ary notohizana t@ fifampiarabana tratrin'ny taona 2019
-Mampanantena izahay fa hampitombo sy anatsara kalitao ny fahasalamana eto Toamasina

Photos from AP2A's post 17/12/2018

Natao androany t@ 5 ariva ny fifampiresahana sy fifanarahana ny @ renforcement de compétences ( bénévolat),Izay hentina hanatanterahana ny projet SQM (Soins de Qualité Mobile).
- ka misaotra ani Dr Hanta sy Mr Gium sy ny ekipany nanaiky nandray anay sy nanampy anay ary mbola hanampy anay @ fanatanterahana ny fikasanay

Photos from AP2A's post 16/12/2018

Tanteraka ny consultation faobe lomaly tany anjoma:
-mampanantena izahay ato @ AP2A fa hanome tolotr-asa hoany paramede namana fa araho ato @ page ny vaovao mahakasika izany
- mankasitraka atsika rehetra nahatanteraka sy nifarimbona t@ izany ary mbola manantena ny fiaraha- miasa sy anampianareo zahay. ( Dr Hanta / Mr Gium/ Mdm Miora / coach Jocelyn...sy ny ekipa rehetra nifarimbona t@izany

Want your business to be the top-listed Furniture Store in Toamasina?
Click here to claim your Sponsored Listing.

Telephone

Website

Address

Toamasina