GREEN ROYAL Agri

GREEN ROYAL Agri

Share

𝐆𝐑𝐄𝐄𝐍 π‘πŽπ˜π€π‹ AGRI

Contact : 032 75 583 74
032 92 652 71
NIF : 3011732715
STAT : 01121512022000274

27/05/2025

Tsy haiko ianareo fa tena sarotra manangana tetik' asa amin'izao
Koa araraoty ity offre formation mora be ity..

Fiofanana manokana momba ny Apiculture ! 🌼

πŸ“… Daty: 13-14 Jona 2025
πŸ“ Toerana: Diego Suarez
πŸ’Έ Saram-pandraisana anjara (PAF): 20.000 Ar ihany
πŸ‘₯ Isan'ny mpandray anjara: Tsy voafetra!

Karakarain'ny:
βœ… GREEN ROYAL AGRI
βœ… ANTAM
βœ… DRAE DIANA

Inona no ho azonao ? 🌟

Fahaizana fototra sy teknika amin’ny fiompiana tantely 🍯

Fampiharana azo ampiasaina avy hatrany eny an-kianja βš’οΈ

Fahafahana mivelatra ara-toekarena amin'ny asa apicoles πŸ“ˆ

Certificat de participation πŸ…

Tsy avela ho diso anjara izany ! πŸ›‘
Aza miandry ela, misorata anarana dieny izao ! πŸ“

☎️ Info & inscription : 034 69 589 17
βœ‰οΈ na manorata amin’ny pejy Facebook-nay

---

01/01/2025

!
Que cette nouvelle annΓ©e soit remplie de joie, de santΓ© et de succΓ¨s. πŸŽ‰πŸ™πŸ₯°

Want your organization to be the top-listed Government Service in Tulear?
Click here to claim your Sponsored Listing.

Telephone

Address

Tulear
601