DRJS Atsimo Andrefana
Jeunesse et Sports
28/06/2026
➡️ Arabaina manokana ireo atleta anakiroa avy amin'ny ligy Kick Boxing Atsimo Andrefana tamin'ny fahazoan' izy ireo ny tompondaka ny Afrika eo amizany taranja izany tany Cameroun.
🔵RAZAFINOMENJANAHARY Rosald 54KG K.1
🔵ZAFY mariamo justin dit lavakely-57kg k.1
Ministère de la Jeunesse et des Sports
Commune Urbaine de Toliara
🟢COM DRJS ATSIMO ANDREFANA 🟢
24/06/2026
⚪Tamin'ny fo feno fitiavana no namalian'ny vahoakan'ny Toliara ny hetsika nokarakarain'ny Fitaleavam-paritry ny Tanora sy ny Fanatanjahatena Atsimo Andrefana izay ambany fiahian'ny Minisitry ny Tanora sy ny Fanatanjahatena Andriamatoa RASAMBANY Alain Désiré .
🔴Izany hetsika Izany dia nosokafan' Andriamatoa Préfet ny Toliara izay notron'ireo Talem-paritra isan tsokajiny.
🟢Tafiditra anatin'ny Fankalazana ny faha 66 taona ny nahazahoana ny Fahaleovantena izao hetsika ara panatanjahatena izao izay nandraisan'ireo pikatroka sy pitia Izany.
Ministère de la Jeunesse et des Sports
Commune Urbaine de Toliara
Conseil Communal de la Jeunesse Toliara
Jeune Animateur Toliara I
Fédération des Associations des Etudiants l'Université de Toliara
🔵 COM DRJS ATSIMO ANDREFANA 🔵
20/06/2026
🔴Identification des Jeunes Animateurs de district Ampanihy dont Ankilimivory, Maniry, Ankilizato, Itampolo et Zoenarivo effectué par les techniciens de la Direction Régionale de la Jeunesse et des Sports Atsimo Andrefana dans le cadre de renforcement de compétence en life Skills et promouvoir la parentalité positive, la masculinité positive et la protection contre la VBG chez les adolescents, adolescentes, personnes handicapées et malnutries, ainsi que les parents.
➡️En partenariat avec l'Unicef .
Ministère de la Jeunesse et des Sports
Commune Urbaine de Toliara
Jeunes Animateurs ampanihy-ouest
UNICEF Madagascar
🟢COM DRJS ATSIMO ANDREFANA 🟢
12/06/2026
𝐅𝐈𝐅𝐈𝐃𝐈𝐀𝐍𝐀𝐍𝐀 𝐅𝐈𝐋𝐀𝐍-𝐊𝐄𝐕𝐈𝐌-𝐏𝐀𝐑𝐈𝐓𝐑𝐘 𝐍𝐘 𝐓𝐀𝐍𝐎𝐑𝐀
(CONSEIL RÉGIONAL DE LA JEUNESSE - CRJ ATSIMO ANDREFANA)
💢Tontosa androany Zomà 12 Jona 2026 ny fifidianana ny filohan'ny filankevim-paritry ny Tanora Atsimo Andrefana
〽️ Telo no kandida nifaninana amin'io toerana io ka ireo filohan'ny CCJ 11 no nandray anjara amin'ny fifidianana.
ℹ️Lany tamin'ny isa6/5 Andriamatoa MAHALINISA Jean Marc Stefana izay filohan'ny CCJ Toliara , raha lasa Sekretera Jeneraly ny faharoa dia Andriamatoa Merlin FIDANARISON izay filohan'ny CCJ Miary ary ny fahatelo dia Andriamatoa RAKOTOHARINIAINA Luck Prudo Alphonse filohan'ny CCJ BEZAHA izay lasa Mpitam-bola
♦️Izany fifidianana izany moa dia natrehin'ireo solotena avy amin'ny Ministera foibe sy ireo komity mikarakara ny fifidianana dia ny ekipan'ny Fitaleavam-paritry ny Tanora sy ny Fanatanjahatena Atsimo Andrefana.
Ministère de la Jeunesse et des Sports
Commune Urbaine de Toliara
Conseil Communal de la Jeunesse Toliara
Fédération des Associations des Etudiants l'Université de Toliara
🟢COM DRJS ATSIMO ANDREFANA🟢
Click here to claim your Sponsored Listing.
Category
Contact the business
Telephone
Website
Address
Tulear
601