Mazavaloha

Mazavaloha

Share

Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Mazavaloha, Sports Club, Ankazoabo sud de, Tulear.

27/12/2021

Efa henonareo v n tantaran i Davida & Goliata ;D toy izan ity tantara ity f sangy tao Toliara Andaboly kianja ny Metrakira no nitrangan,d efa fantr areo n niafarany tantara fa res i Goliata na d matanja sy ngeza B aza
(Davida) 02 et Jfc(Goliata)00

02/07/2021

Ekena fa zahay Mzl no faran izay zandriny raha ny taona eo @ mpandray anjar no jerena kanefa izahay kosa no faran izay zokiny eo @ fahaizana matoa izahay no ny bata ny Amboara indroa metaona izao!

Photos from Mazavaloha's post 12/06/2021

Tanjona manarak;! ny handresy indray @ manasadalana!MANOME TOKY any ireo mpankafy f hanome ny tsara indrindra ny ekipa tsirairay indrindra f n mpanazatra!

Photos from Mazavaloha's post 08/05/2021

Na dia eo aza ny fahambangana dia tsimaitsy vonona izahay!;Vonona NY Mzl

Want your business to be the top-listed Gym/sports Facility in Tulear?
Click here to claim your Sponsored Listing.

Category

Telephone

Website

Address

Ankazoabo Sud De
Tulear
606