Dredd Atsimo Andrefana
Direction Rรฉgionale de l'Environnement et du Dรฉveloppement Durable (DREDD) Atsimo Andrefana.
01/06/2026
๐บ๐๐ฎ๐ป๐ฑ๐ฎ๐ต๐ฎ๐ฟ๐ฎ๐ป๐ฎ ๐บ๐ฎ๐ป๐ผ๐ธ๐ฎ๐ป๐ฎ ๐ป๐ฎ๐๐ฎ๐ผ๐ปโ๐๐ป๐ฑ๐ฟ๐ถ๐ฎ๐บ๐ฎ๐๐ผ๐ฎ ๐๐ถ๐น๐ผ๐ต๐ฎ๐ปโ๐ป๐ ๐๐ฎ๐ป๐ฎ๐๐ฎ๐ผ๐๐ฎ๐ป๐ฎ - ๐
๐ฏ๐ญ ๐ ๐ฒ๐ ๐ฎ๐ฌ๐ฎ๐ฒ
โ
๏ธNandritra ny fandaharana manokana nataony ny alinโny 31 Mey 2026, dia nanazava ny ๐๐ฎ๐๐ฎ๐ฏ๐ถ๐๐ฎ ๐๐ ๐ป๐ ๐น๐ฎ๐ต๐ฎ๐ฟ๐ฎ๐บ-๐ฝ๐ฎ๐ต๐ฎ๐บ๐ฒ๐ต๐ฎ๐ปโ๐ป๐ ๐๐ถ๐๐ผ๐ป๐ฑ๐ฟ๐ฎ๐ป๐ฎ ๐๐ฎ๐ป๐ฎ๐๐ฎ๐ผ๐๐ฎ๐ป๐ฎ tao anatinโny valo volana nitantanany ny firenena ny ๐๐ถ๐น๐ผ๐ต๐ฎ๐ปโ๐ป๐ ๐๐ฎ๐ป๐ฎ๐๐ฎ๐ผ๐๐ฎ๐ป๐ฎ ๐ป๐ ๐ฅ๐ฒ๐ฝ๐ผ๐ฏ๐น๐ถ๐ธ๐ฎ๐ปโ๐ถ ๐ ๐ฎ๐ฑ๐ฎ๐ด๐ฎ๐๐ถ๐ธ๐ฎ๐ฟ๐ฎ, ๐๐ผฬ๐น๐ผฬ๐ป๐ฒ๐น๐ ๐ ๐ถ๐ฐ๐ต๐ฎ๐ฒฬ๐น ๐ฅ๐ฎ๐ป๐ฑ๐ฟ๐ถ๐ฎ๐ป๐ถ๐ฟ๐ถ๐ป๐ฎ.
๐ก๐ฐNambarany fa anisanโny laharam-pahamehana ny ๐ณ๐ฎ๐ป๐ฎ๐๐๐ฎ๐ฟ๐ฎ๐ป๐ฎ ๐ป๐ ๐ณ๐ฎ๐บ๐ฎ๐๐๐ถ๐ฎ๐ป๐ฎ ๐ฟ๐ฎ๐ป๐ผ ๐ณ๐ถ๐๐ผ๐๐ฟ๐ผ ๐บ๐ฎ๐ฑ๐ถ๐ผ ๐๐ ๐ต๐ฒ๐ฟ๐ถ๐ป๐ฎ๐ฟ๐ฎ๐๐ฟ๐ฎ, izay anisanโny fitakianโny vahoaka nandritra ny tolona ny taona 2025. Efa hita taratra eny anivonโny tokantrano maro ny vokatrโireo ezaka natao, indrindra tany aminโireo fokontany izay tsy nahazo rano nandritra ny taona maro. Fantsona mitentina 4 lavitrisa Ariary no novidiana hanohizana ny fanarenana sy fanitarana ny tambajotran-drano eto Antananarivo sy any aminโireo faritra mbola mila fanatsarana toa anโi Mahajanga sy Antsiranana.
๐ก๐กMahakasika anโi ๐ง๐ผ๐ฎ๐บ๐ฎ๐๐ถ๐ป๐ฎ, nambaranโny Filohanโny Fanavaozana fa ๐ฒ๐ณ๐ฎ ๐๐ฎ๐ณ๐ฎ๐๐ฒ๐ฟ๐ถ๐ป๐ฎ ๐ฎ๐บ๐ถ๐ปโ๐ป๐ ๐น๐ฎ๐ผ๐ป๐ถ๐ป๐ ๐ต๐ฎ๐๐ฟ๐ฎ๐ป๐ ๐ฎ๐บ๐ถ๐ปโ๐ป๐ ๐ต๐ด ๐ถ๐๐ฎ๐ป-๐ท๐ฎ๐๐ผ ๐ป๐ ๐ณ๐ฎ๐บ๐ฎ๐๐๐ถ๐ฎ๐ป๐ฎ ๐ต๐ฒ๐ฟ๐ถ๐ป๐ฎ๐ฟ๐ฎ๐๐ฟ๐ฎ, ary mbola mitohy ny asa fanarenana ny tambajotran-drano sy ireo fotodrafitrasa simba. Notsindriany fa maro ireo firenena sy mpandraharaha vonona hiara-hiasa aminโi Madagasikara aminโny fanarenana sy fampandrosoana ny firenena.
๐ณ๏ธ๐Tsy mbola niditra taminโny ๐๐ฟ๐ผ๐๐ฎ ๐ป๐ฎ ๐ณ๐ถ๐ณ๐ฎ๐ป๐ฎ๐ฟ๐ฎ๐ต๐ฎ๐ป๐ฎ ๐บ๐ฒ๐๐ ๐ต๐ฎ๐บ๐ฎ๐๐ผ๐๐ฟ๐ฎ ๐ป๐ ๐ณ๐ถ๐ฟ๐ฒ๐ป๐ฒ๐ป๐ฎ ny Fitondrana Fanavaozana fa mametraka fiaraha-miasa aminโireo mpadraharaha maro entina manao manarina ireo fotodrafitrasa potika. Nohamasiny rahateo fa ๐บ๐ฝ๐ฎ๐ฑ๐ฟ๐ฎ๐ต๐ฎ๐ฟ๐ฎ๐ต๐ฎ ๐บ๐ฎ๐บ๐ผ๐ฟ๐ผ๐ป๐ฎ ๐ฎ๐๐ฎ ๐๐ ๐บ๐ฎ๐ป๐ฎ๐ท๐ฎ ๐ป๐ ๐๐ผ๐ป๐๐ผ๐น๐ผ ๐ถ๐ฎ๐ถ๐ป๐ฎ๐ป๐ฎ ๐ฎ๐ฟ๐ ๐บ๐ฎ๐ป๐ผ๐บ๐ฒ ๐น๐ฎ๐ป๐ท๐ฎ ๐ป๐ ๐ณ๐ฎ๐ต๐ฎ๐ถ๐๐ฎ-๐บ๐ฎ๐ป๐ฎ๐ผ ๐๐ ๐ณ๐ถ๐ฎ๐ฟ๐ฎ๐ต๐ฎ-๐บ๐ถ๐ฎ๐๐ฎ ๐ฒ๐ป๐ ๐ถ๐ณ๐ผ๐๐ผ๐ป๐ no afaka miaraka aminโny fanjakana ankehitriny.๐ณ๐ฟ
โ
๐ฅ๏ธ๏ธNohamafisiny ny maha-zava-dehibe ny ๐ณ๐ถ๐ต๐ฎ๐๐ฎ๐ป๐ฎ๐ป๐ฎ ๐บ๐ฎ๐น๐ฎ๐ด๐ฎ๐๐, ๐ป๐ ๐ฎ๐ฑ๐ ๐ฎ๐บ๐ถ๐ปโ๐ป๐ ๐ธ๐ผ๐น๐ถ๐ธ๐ผ๐น๐ ๐ฎ๐ฟ๐ ๐ป๐ ๐ณ๐ฎ๐บ๐ฝ๐ฎ๐ป๐ฑ๐ฟ๐ฎ๐ถ๐๐ฎ๐ป๐ฎ ๐ฎ๐ป๐ท๐ฎ๐ฟ๐ฎ ๐ป๐ ๐๐ฎ๐ป๐ผ๐ฟ๐ฎ, indrindra ireo mpianatry ny oniversite, aminโny fanarenana sy fampandrosoana ny firenena. Nambarany fa maro ireo fanatsarana natao teny aminโny anjerimanontolo sy ny fanohanana natokana ho anโny mpianatra manerana ny Nosy.
โ
๏ธ๐ฅ๏ธNampahafantatra ihany koa ny Filoham-panjakana fa hanomboka ny 3 jona ho avy izao ny ๐ณ๐ถ๐ธ๐ฎ๐ผ๐ป๐ฎ๐ป๐ฑ๐ผ๐ต๐ฎ๐บ-๐ฝ๐ถ๐ฟ๐ฒ๐ป๐ฒ๐ป๐ฎ, sehatra iray hanangonana ny hevitry ny olom-pirenena mahakasika ny fanavaozana ny firenena. Avy aminโireo soso-kevitra sy fanapahan-kevitra iarahana mandinika no hanorenana ireo fanovana eo aminโny rafitra sy andrim-panjakana ary ny fanomanana fifidianana madio sy ekenโny rehetra ao anatinโny roa taona.
Click here to claim your Sponsored Listing.
Category
Telephone
Website
Address
Tulear
601