Keylor
Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Keylor, Artist, Tulear.
Bonjour mes amis π₯β€
! Extra kely io vazo hivoka afaka fotoana. Fohy , mazotoa manaraka fa hanome anareo zavatra tsara be faona izahay β€β€!!!
18/06/2026
"Mitsiky foana na dia maro aza ny ady lalovako isan'andro." πͺ
"Mangina aho, fa tsy midika hoe tsy manana tanjona." β¨
Question kely aiza safidy nao mamaly ze tsy miavona π₯°
1-Lehilahy mampirafy saπ€
2-Hiaraka amy lehilahy mamo lava noho mifokaπ
13/06/2026
Aza miala lavitra fa Hoavy tsy hoela ny vokatra tsika vao2 fa manasa anareo hi abonne PAGE tsika ity π₯° Kitiho ilay soratra suivre tompoko π
Bonjour π
mamaly hoan'ny izay tsy miavona
08/06/2026
π Mandeha aminβny lalako aho, mitondra fitiavana fa tsy fankahalana.
π Tsy lavorary aho, fa tena izy.
-vous_Γ _la_page πππ
05/06/2026
π Joyeux anniversaire kWh namako! Mirary fahasalamana, fahombiazana ary fahasambarana ho anao mandrakariva. Ho tanteraka anie ny nofinao rehetra. ππ
Aularion KBKM
03/06/2026
"Ny fiainana tsy mora, fa mendrika ny hiadiana."
"Mety ho tara ianao, fa aza mijanona."
01/06/2026
ππ¨ "Mandroso foana, na dia maro aza ny sakana."
π "Mety mbola lavitra ny lalana, fa tsy maintsy ataoko ny hahatongavako ny eo amin'ny lΓ lanβny fahombiazana ."
31/05/2026
Bonne fΓͺte maman ππππ₯³
Je t'aime mamako π₯Ίβ€οΈ
πΉ Tratry ny Fetin'ny Reny ho an'ny reny rehetra. Misaotra anareo tamin'ny fitiavana, ny fahafoizan-tena ary ny fikarakarana tsy misy fetra. Andriamanitra hitahy anareo mandrakariva. β€οΈ
Click here to claim your Sponsored Listing.