Antimo Évent

Antimo Évent

Share

Aza misalasala miditra Mp sy miantso aminy WhatsApp raha te hampafantatra ny asanao na ny produit anao ato aminy page, fa afaka ataonay izany tompoko!

Photos from Antimo Évent's post 28/06/2026

TOLIARA SY NY HATSARANY♥️🌴🌴

Anisany mañana toerana mampiavaka anazy i Toliara na ny morotsiraka izany na toerana fandraisambahiny na ao aminy ville ao aza satria anisany tanana madio koa izy. Amin' izao ririnina izao dia mahazo tombony ianao raha misafidy any toliara.

Ka aiza ary ianareo no hanao vacances aminy taona 2026 ty e? Mba teneno ao aminy commentaire hoe

Azadino ny mizara sy manisy réaction ny page fa ahita zava-baovao fona ianao

21/06/2026

💍👰 𝗜𝗹𝗮𝘆 𝘃𝗲𝗵𝗶𝘃𝗮𝘃𝘆 𝗲𝗼 𝗔𝗻𝗸𝗮𝘃𝗮𝗻𝗮𝗻𝗮 𝗶𝗵𝗮𝗻𝘆 𝗻𝗼 𝗺𝗮𝗻𝗮𝗺𝗯𝗮𝗱𝘆, 𝗳𝗮 𝗶𝗹𝗮𝘆 𝗲𝗼 𝗮𝗻𝗸𝗮𝘃𝗶𝗮 𝗱𝗶𝗮 𝗖é𝗹𝗶𝗯𝗮𝘁𝗮𝗶𝗿𝗲 (Mpitovo).

Kambana Siamoa na ny "Jumelles siamoises" no anarana fiantsoana ireto kambana ireto. I Carmen Andrade no anaran'ilay vehivavy eo ankavanana ary i Daniel McCormack no anaran'ilay lehilahy vadiny, i Lupita Andrade ilay eo ankavia, izay nijanona ho célibataire na mpitovo.

Ny fanambadian'ny Daniel sy Carmen dia notontosana tamin'ny alalan'ny fanambadiana eloped tao Connecticut tany Etazonia, ka mpivady ara-dalàna soa aman-tsara izy roa.

Ny toe-javatra misy eo amin'ny Lupita, izay Célibataire :
• Araka ny nambarany dia olona tsy liana amin'ny resaka fitiavana na ny firaisana ara-nofo ny tenany (asexual sy aromantic), ka tsy dia mankasitraka loatra ny fanambadian'ny rahavaviny. Na izany anefa dia tsy nitsivalana izy fa namela ny rahavaviny hanambady, fa izy kosa dia hijanona ho Célibataire ihany.

Eo amin'ny fiainam-panambadiana, na dia iray aza ny taovam-pananahan'izy roa vavy, dia olona roa samy hafa samy manana ny maha izy azy manokana ny amin'ny safidim-piainany avy izy ireo.

Azadino ny mizara sy manisy réaction ny page fa ahita zava-baovao fona ianao

🎯Espérant_Page

indrana

15/06/2026

Fantatrao ve fa handray karama aminy maha mpitsara azy fona ingahy Omar Artan na dia tsy afaka mitsara aminy Mondiale 2026 ty😅

Omar Artan 🇸🇴, ilay mpitsara somalianina izay nolavina tsy hahazo hiditra any Etazonia 🇺🇸 ho amin’ny Mondial, DIA AHAZO NY KARAMA tokony ho azony nandritra ny Mondial! 💰✅

Nanome toky ny FIFA fa handoa ny karama tokony ho azony.

Eto amintsika koa anie misy an'izany hoe andro tsy fiasana fa andraisana karama e🤣🤣

Azadino ny mizara sy manisy réaction ny page fa ahita zava-baovao fona ianao

Want your public figure to be the top-listed Public Figure in Tulear?
Click here to claim your Sponsored Listing.

Category

Telephone

Website

Address

Tulear