Pixaria Design

Pixaria Design

Share

Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Pixaria Design, Digital creator, Maninday, Tulear.

25/01/2026

😍Mazava, Pro, ary Manintona. Ity ny sangan'asa vaovao ho an'ny Tsiky Fitness Club. Andeha hampiakarina ny lentan'ny "visuel"-nao mba hisongadina kokoa ianao!🥰🥰

24/01/2026

Rehefa madio, mazava, ary manintona ny visuals mampahafantatra ny asanao, dia tonga ho azy ny mpanjifa! Ny tanjonay ao amin'ny Pixaria Design dia ny hanome anao izany fahafaham-po izany.

Na événement, na vokatra (produits), na tolotra (services) no tianao hampahafantarina, manana ny vahaolana "Premium" izahay.

👉 Commande-o dieny izao ny anao: ☎️ 033 14 229 98 | WhatsApp: +261 33 14 229 98 Facebook: Pixaria Design

19/01/2026

Affiche Bourse d'étude ✅💯

19/01/2026

Affiche BTP👷✅

13/01/2026

Prompt :

Ultra-detailed cinematic 8K portrait of the same man (100% face & body match) sitting on a weathered rock ledge, one knee raised, cheetah resting beside him looking in the same direction. The man appears relaxed yet powerful, sunglasses WAYFARER.

Outfit: black half-sleeve oversized beige linen printed shirt, soft coffee colour trousers, stylish Bata shoes, and watch. stylish hair style.

Photos from Pixaria Design 's post 12/01/2026

Aza mionona amin'ny tsotra fotsiny! 🚀📸🥰

Ny Avant/Après dia porofo fa ny sary voadio tsara no fanalahidin'ny fahombiazana amin'ny Marketing Digital. Ao amin'ny Pixaria Design, hovainay ho kanto mahavariana ny sarinao.

✨ Ny hevitrao, hovainay ho matihanina! 💬 MP na WhatsApp: 033 14 229 98 ☎️ +261333691702

"

09/01/2026

BOOSTER TA PAGE ICI -
SANS TRAHISON 🥰

08/01/2026

Mila sary dokam-barotra matihanina sy mahasarika tahaka izao ve ianao? ✨🥰

Ao amin'ny Pixaria Design, hovainay ho kanto sy mivarotra ny hevitrao. Jereo ity santionany amin'ny Portfolio-ko ity (Tsiky Snack). Na inona na inona sehatra misy anao, manana vahaolana ara-tsary 'sur-mesure' izahay.

🚀 Andao hiresaka ny tetikasanao: 🟢 WhatsApp: 033 14 229 98 📞 Appel: +261 38 95 084 49 📧 Email: [email protected]

"

08/01/2026

Vidéo izay nogénérena avy amin'ny Google Veo 3🥰
Ahoana ny fahitanao any???

08/01/2026

Portfolio fohy ho an'ireo te hahita vokatra haingana.🥰

"Mila sary dokam-barotra (Affiches) matihanina tahaka izao ve ianao? 🚀✨

Ny Pixaria Design dia mpanolotra vahaolana ara-tsary 'sur-mesure' ho an'ireo rehetra te hampiakatra ny lenta ny 'communication'-ny. 🔹 Design Graphique ho an'ny sehatra rehetra. 🔹 Création de contenu manaraka ny teknolojia IA. 🔹 Paikady Marketing Digital mahomby.

Andao hiresaka! Ny fahombiazanao no tanjonay. 🎯

🛒 Mifandraisa aminay: 🟢 WhatsApp: 033 14 229 98 📞 Appel: +261 38 95 084 49 📧 [email protected]

"

07/01/2026

Ho an'ireo te hahita vokatra haingana sy matihanina.🥰😅

"Prêt à passer au niveau supérieur ? 🚀✨

Ny Pixaria Design dia manolotra serivisy 'Conception Graphique' sy 'Création de contenu' ho an'ny tetikasanao rehetra. Ny sangan'asanay dia vokatry ny fitambaran'ny talenta sy ny teknolojia farany.🥰

🔹 Affiche Publicitaire & Flyers 🔹 Logo & Identité Visuelle 🔹 Visuels Marketing & IA

Andao hiresaka ny momba ny 'communication' anao! 📧 [email protected] 🟢 WhatsApp: 033 14 229 98 📞 Appel: +261 38 95 084 49

Rafanomezantsoa Kalash – Ny hoavin'ny Design eto aminao!

"

Want your business to be the top-listed Media Company in Tulear?
Click here to claim your Sponsored Listing.

Category

Website

Address

Maninday
Tulear
601