Taninjanaka: Human Rights Watch

Taninjanaka: Human Rights Watch

Share

A branch of Tanindrazana Movement โ€” standing for justice, freedom, and citizen empowerment.

02/16/2026
Photos from Taninjanaka: Human Rights Watch's post 11/17/2025

๐Ÿšง RN6 ยท Tetezanโ€™i Mahavavy โ€“ Ambilobe

Naharitra volana maro izao ny fahasimbana taminโ€™ny tetezanโ€™i Mahavavy vokatry ny oram-be sy tondra-drano. Betsaka ny voka-dratsy: niakatra ny vidim-piainana, sahirana ny fivezivezena, ary maro ny mponina tsy afaka nivezivezy ara-dalร na.

๐Ÿ‘ทโ€โ™‚๏ธ :
Efa mandeha ny asa fametrahana ny tetezana vonjimaika (pont modulaire), ary efa tonga tsikelikely ny kojakoja lehibe. Mitohy koa ny asa fanamboarana sy fanamafisana ny tetezana maharitra ho avy, mba hahatohitra oram-baratra sy tondra-drano aminโ€™ny ho avy.

โœจ Manantena ny rehetra fa hiverina aminโ€™ny laoniny tsy ho ela ny fifamoivoizana sy ny varotra eo aminโ€™ny RN6, ka hahafahanโ€™ny faritra mifoha indray.

11/16/2025
Photos from Taninjanaka: Human Rights Watch's post 11/15/2025

Miroso ny asa fanarenana ny famatsian-drano eto Antananarivo, ary fotoana mety izao handinihana lalina izay tena fivoarana tonga hatraminโ€™izao.

Voalaza fa tafapetraka ireo fitaovana hampifandray ny fantsona DN 600 eo Mandroseza I sy Ambohidempona. Dingana manan-danja izany, saingy mbola ilaina ny fanazavana mazava momba izay fanatsarana ho tsapanโ€™ny mponina aminโ€™ny fotoana fohy sy aminโ€™ny fotoana maharitra. Azo antoka fa fotodrafitrasa lehibe izy io, nefa mbola manontany ny maro hoe hahavaha tanteraka ny olanโ€™ny tambajotra efa tranainy ve izy sa dingana iray ihany mbola eo anatinโ€™ny lalan-davitra?

Anio ihany no hanombohana ny fampifandraisana sy ny fanadiovana ara-teknika. Asa ilaina sy sarotra, nefa mbola ambetin-dresaka ny mangarahara aminโ€™ny fandaharam-potoana, ny voka-dratsy mety hisy mandritra ny fikarakarana, ary ny fomba hiantohana ny faharetanโ€™ny tambajotra rehefa vita. Tena ilaina ny fahafahanโ€™ny vahoaka mahita mazava hoe aiza marina no misy ny asa sy iza no ho tsapanโ€™ny fanatsarana voalohany.

Lazaina fa miverina tsikelikely ny famatsian-drano aminโ€™ireo faritra nisy olana. Na izany aza, mbola tsy lany andro aminโ€™ny fitadiavana rano ny tokantrano sasany: mbola misy ny fahatapahana tampoka, rano tsy madio loatra, na tsindry tsy ampy. Mbola ilaina ny mahafantatra mazava hoe inona ny olana mbola manosika ireny fikorontanana ireny ary inona no tetikasa hanamafisana ny tambajotra mba tsy hiverimberina.

Nambaranโ€™ny teknisianina fa ataonโ€™izy ireo โ€œaraka ny fenitra iraisam-pirenenaโ€ ny asa. Fanazavana mampahery izany, nefa mbola mila fanazavana ihany ny aminโ€™ny antontan-kevitra manamarina ny kalitao, ary ny fomba hahazoana antoka fa hitohy aminโ€™ny asa rehetra sy aminโ€™ny fanaraha-maso rehetra io fenitra io, na dia miova ny toe-draharaha aza.

Maro ihany koa no milaza fa asa mivaingana sy fanavaozana hita maso izao. Tsapa tokoa fa misy fihetsiketsehana sy fampiakarana akony, nefa mbola zava-dehibe ny hahazoana antoka fa tsy vahaolana vetivety fotsiny no ampiharina, fa fanatsarana tena mahazo ny fiainanโ€™ny olona andavanandro.

Farany, mijanona ho iray ihany ny tanjona: rano madio, tsy tapaka ary maharitra ho anโ€™ny rehetra. Faniriana zarainโ€™ny rehetra io, ary ilaina ny manohy manontany sy mandinika hoe ahoana no hahatongavana aminโ€™izany aminโ€™ny fomba tena voalamina sy maharitra.

11/15/2025
11/15/2025

๐Ÿ‡ฒ๐Ÿ‡ฌ๐Ÿ‡ฒ๐Ÿ‡ฌ ๐—ง๐—ฆ๐—ฌ ๐— ๐—œ๐—”๐—ฅ๐—”๐—ž๐—” ๐—”๐— ๐—œ๐—ก๐—ง๐—ฆ๐—œ๐—ž๐—” ๐—œ๐—ฅ๐—˜๐—ข ๐—œ๐—ญ๐—”๐—ฌ ๐— ๐—œ๐—ž๐—˜๐—ง๐—ฅ๐—œ๐—ž๐—” ๐—ž๐—ข๐—ฅ๐—ข๐—ก๐—ง๐—”๐—ก๐—” ๐Ÿ‡ฒ๐Ÿ‡ฌ๐Ÿ‡ฒ๐Ÿ‡ฌ

๐—”๐—ข๐—ž๐—” ๐—›๐—œ๐—”๐—ฉ๐—”๐—ž๐—” ๐—ก๐—ฌ ๐—ฉ๐—”๐—ฅ๐—ฌ ๐—ฆ๐—ฌ ๐—ก๐—ฌ ๐—ง๐—ฆ๐—œ๐—ฃ๐—”๐—ฅ๐—œ๐—™๐—”๐—ฅ๐—ฌ

๐Ÿ‡ฒ๐Ÿ‡ฌ ๐— ๐—ถ๐—ฎ๐—ฟ๐—ฎ๐—ธ๐—ฎ ๐—ฎ๐—บ๐—ถ๐—ปโ€™๐—ป๐˜† ๐—ณ๐—ฒ๐—ผ ๐—ถ๐—ฟ๐—ฎ๐˜†, ๐—ถ๐˜‡๐—ฎ๐—ต๐—ฎ๐˜†, ๐—ณ๐—ถ๐—ธ๐—ฎ๐—บ๐—ฏ๐—ฎ๐—ป๐—ฎ๐—ป๐—ฎ ๐—บ๐—ฎ๐˜ƒ๐—ถ๐˜๐—ฟ๐—ถ๐—ธ๐—ฎ ๐—บ๐—ถ๐—ฎ๐—ฑ๐˜† ๐—ต๐—ผ ๐—ฎ๐—ปโ€™๐—ป๐˜† ๐—ณ๐—ถ๐—ฟ๐—ฒ๐—ป๐—ฒ๐—ป๐—ฎ, ๐—ฑ๐—ถ๐—ฎ ๐—บ๐—ฎ๐—ป๐—ฎ๐—ผ ๐—ถ๐˜‡๐—ฎ๐—ผ ๐—ณ๐—ฎ๐—ป๐—ฎ๐—บ๐—ฏ๐—ฎ๐—ฟ๐—ฎ๐—ป๐—ฎ ๐—ถ๐˜‡๐—ฎ๐—ผ

โœ… ๐— ๐—ฎ๐—ป๐—ฎ๐—ฝ๐—ฎ-๐—ธ๐—ฒ๐˜ƒ๐—ถ๐˜๐—ฟ๐—ฎ ๐—ป๐˜† ๐—ต๐—ฎ๐—บ๐—ฝ๐—ถ๐˜๐˜€๐—ฎ๐—ต๐—ฎ๐˜๐—ฟ๐—ฎ ๐˜ƒ๐—ฒ๐˜๐—ถ๐˜ƒ๐—ฒ๐˜๐˜† ๐—ป๐˜† ๐—ณ๐—ถ๐˜ƒ๐—ผ๐—ฟ๐—ถ๐—ฎ๐—ป๐—ฎ ๐˜€๐˜† ๐—ป๐˜† ๐—ต๐—ฒ๐˜๐˜€๐—ถ๐—ธ๐—ฎ ๐—ฟ๐—ฒ๐—ต๐—ฒ๐˜๐—ฟ๐—ฎ ๐—บ๐—ฎ๐—ป๐—ผ๐—บ๐—ฏ๐—ผ๐—ธ๐—ฎ ๐—ฎ๐—ป๐—ฑ๐—ฟ๐—ผ๐—ฎ๐—ป๐˜†, ๐—บ๐—ฎ๐—ป๐—ฑ๐—ฟ๐—ฎ-๐—ฝ๐—ถ๐˜€๐—ถ๐—ฎ๐—ปโ€™๐—ป๐˜† ๐˜๐—ผ๐—ฟ๐—ผ๐—บ๐—ฎ๐—ฟ๐—ถ๐—ธ๐—ฎ ๐˜ƒ๐—ฎ๐—ผ๐˜ƒ๐—ฎ๐—ผ

โœ… ๐—ง๐˜€๐˜† ๐—บ๐—ถ๐—ฎ๐—ฟ๐—ฎ๐—ธ๐—ฎ ๐—ฎ๐—บ๐—ถ๐—ปโ€™๐—ถ๐—ฟ๐—ฒ๐—ผ ๐˜ƒ๐—ผ๐—ป๐—ฑ๐—ฟ๐—ผ๐—ปโ€™๐—ผ๐—น๐—ผ๐—ป๐—ฎ ๐—บ๐—ฝ๐—ฎ๐—ป๐—ฎ๐—ฟ๐—ฎ๐—ฟ๐—ฎ๐—ผ๐˜๐—ฟ๐—ฎ ๐˜€๐˜† ๐—บ๐—ฎ๐—ป๐—ฎ๐—ป๐—ฎ ๐—ต๐—ฒ๐˜ƒ๐—ถ๐˜๐—ฟ๐—ฎ ๐—ต๐—ฎ๐—ป๐—ฎ๐—ธ๐—ผ๐—ฟ๐—ผ๐—ป๐˜๐—ฎ๐—ป๐—ฎ ๐—ป๐˜† ๐—ณ๐—ถ๐—ฎ๐—ถ๐—ป๐—ฎ๐—บ-๐—ฝ๐—ถ๐—ฟ๐—ฒ๐—ป๐—ฒ๐—ป๐—ฎ ๐—ถ๐˜‡๐—ฎ๐—ต๐—ฎ๐˜†

โœ… ๐— ๐—ฎ๐—ป๐—ผ๐—บ๐—ฏ๐—ผ๐—ธ๐—ฎ ๐—ถ๐˜‡๐—ฎ๐—ผ, ๐—ป๐˜† ๐—ต๐—ฎ๐—ณ๐—ฎ๐˜๐—ฟ๐—ฎ ๐˜€๐˜† ๐—ณ๐—ฎ๐—บ๐—ฝ๐—ถ๐˜๐—ฎ๐—บ-๐—ฏ๐—ฎ๐—ผ๐˜ƒ๐—ฎ๐—ผ ๐—ฟ๐—ฒ๐—ต๐—ฒ๐˜๐—ฟ๐—ฎ ๐—ฎ๐˜๐—ฎ๐—ผ๐—ป๐—ฎ๐˜† ๐—ฑ๐—ถ๐—ฎ ๐—ต๐—ถ๐—ฟ๐—ฎ๐—ถ๐˜€๐—ฎ๐—ป๐—ฎ ๐—ฎ๐—บ๐—ถ๐—ปโ€™๐—ถ๐—ฟ๐—ฒ๐—ผ ๐—ณ๐—ถ๐—ธ๐—ฎ๐—บ๐—ฏ๐—ฎ๐—ป๐—ฎ๐—ป๐—ฎ ๐—ฟ๐—ฒ๐—ต๐—ฒ๐˜๐—ฟ๐—ฎ ๐—บ๐—ถ๐—ฒ๐˜‡๐—ฎ๐—ธ๐—ฎ ๐—บ๐—ฎ๐—ป๐—ฎ๐˜ƒ๐—ฎ๐—ผ ๐˜€๐˜† ๐—บ๐—ฎ๐—ป๐—ฎ๐˜๐˜€๐—ฎ๐—ฟ๐—ฎ ๐—ฎ๐—ปโ€™๐—ถ ๐— ๐—ฎ๐—ฑ๐—ฎ๐—ด๐—ฎ๐˜€๐—ถ๐—ธ๐—ฎ๐—ฟ๐—ฎ

๐Ÿ‡ฒ๐Ÿ‡ฌ๐Ÿ‡ฒ๐Ÿ‡ฌ๐Ÿ‡ฒ๐Ÿ‡ฌ๐Ÿ‡ฒ๐Ÿ‡ฌ
๐Ÿ‡ฒ๐Ÿ‡ฌ๐Ÿ‡ฒ๐Ÿ‡ฌ๐Ÿ‡ฒ๐Ÿ‡ฌ๐Ÿ‡ฒ๐Ÿ‡ฌ

11/15/2025

Avant dโ€™ouvrir de nouveaux blocs pรฉtroliers ร  lโ€™exploration, le gouvernement malgache doit dโ€™abord faire le mรฉnage dans les anciens. Entre 2004 et 2015, vingt-deux blocs avaient รฉtรฉ attribuรฉs ร  une quinzaine de compagnies internationales. Problรจme : ces concessions, toujours valides sur le plan juridique, bloquent aujourdโ€™hui toute nouvelle attribution.

ยซ Ces blocs ont รฉtรฉ octroyรฉs par dรฉcret prรฉsidentiel ; leur rรฉvocation doit donc passer par de nouveaux dรฉcrets ยป, a expliquรฉ le ministre.

Si la loi 96-018 โ€” le code pรฉtrolier โ€” reste en vigueur, elle doit รชtre actualisรฉe pour offrir davantage de garanties aux investisseurs et renforcer la transparence. Le modรจle de contrat de partage de production est lui aussi en cours de modernisation, afin de mieux reflรฉter les exigences environnementales et sociales dโ€™aujourdโ€™hui.

Objectif : rouvrir rapidement le marchรฉ des blocs pรฉtroliers de Madagascar. Et lโ€™intรฉrรชt est dรฉjร  lร  : plusieurs grandes compagnies internationales ont manifestรฉ leur volontรฉ de revenir explorer le potentiel encore largement inexploitรฉ de la Grande รŽle.

โ€” Ghita Bellamin

Source:

https://weafrica24.com/2025/02/18/madagascar-seeks-to-revive-its-oil-secto/

11/14/2025
11/14/2025

Mitaky mangarahara hatrany ny vahoaka
Competition sur le marchรฉ
Izay afaka mandraharaha rehetra dia mila omena sehatra

Sanatria tsy hoe nalaina taminโ€™i Ravatomanga ny tsena dia natolotra andRavatomaintso

hoy RPBLK

11/14/2025

???

Photos from Taninjanaka: Human Rights Watch's post 11/13/2025

Fiovana no takianโ€™ny vahoaka!
Efa ampy izay 40 taona niodikodina tantany efitra izay.
Miandry ilay tondro zotra izahay รด!

Want your public figure to be the top-listed Public Figure in Washington D.C.?
Click here to claim your Sponsored Listing.

Category

Address

Washington D.C., DC