TF EVENT

TF EVENT

Teilen

TF event est spécialisée dans l'organisation événementielle

Photos from TF EVENT's post 23/06/2026

Reko Band × Malala(Zay)
✅️20 Juin 2026 à Stuttgart

✅️Misaotra, Mankasitraka🫶❤️

Hisaorana ihany koa ny Reko Band, Malala Zafindrakoto 🫶

Jhonatan Nasandratriniavo 📷
Ny mpiara-miasa rehetra
Tahina Sono Tiavnn Boti

20/06/2026

Efa eto Stuttgart ny Tarika fa dia ianareo sisa no endrasana e🤙
Rariva ary miona ary
🎙🎙Reko Band
🎤Malala'Zay
🎧After Show: DJ Scraitix
✅️Hisokatra 20:30h ny vavahady
✅️Mbola misy Tapakila afaka jifaina eny an-toerana ho anareo mbola tsy nahazo‼️‼️

19/06/2026

🚨J-1🚨
Efa tena kely sisa dia ho tonga ilay fotoana niandrasanareo nandritra ny 2 Volana teo🤪

‼️Ho anareo nanotany anay dia misy Photoshoot miaraka Band sy Malala aprés Concert‼️
Efa vonona ve ny OUTFIT😂??
Rapitso ary tsika miona e🤙
✅️VIP: SOLD OUT❌️
✅️Prévente sur E-Gracia: SOLD OUT❌️
✅️Mbola misy Tapakila afaka jifaina eny an-toerana ho anareo mbola tsy nahazo‼️
Vanit Madagascar, Moozik ,Reko Band Kintana Events

Wollen Sie Ihr Service zum Top-Veranstaltungsplanungsservice in Stuttgart machen?
Klicken Sie hier, um Ihren Gesponserten Eintrag zu erhalten.

Webseite

Adresse


Munich
Stuttgart
BAYERN