FKMR - Lyon
Ny FKMR dia Fiangonana Katôlika Malagasy eto Rhône. Malagasy maro sy vahiny no mivondrona sy miara-miaina ato ary eto Rhône (Lyon - France) no misy azy.
Faly mizara ny akon’ny recollection
Andro feno fitiavana sy finoana 🕊️
Andro nihaonantsika tamin’ny Tompo ⛪️
Ampatsiahivina isika rehetra fa manana lamesa isika ny 𝐀𝐥𝐚𝐡𝐚𝐝𝐲 𝟎𝟗 𝐟𝐞𝐛𝐫𝐨𝐚𝐫𝐲 𝟐𝟎𝟐𝟓 ho avy izao.
Ny toerana dia tsy miova : 13 𝑹𝒖𝒆 𝑷𝒆̀𝒓𝒆 𝑪𝒉𝒆𝒗𝒓𝒊𝒆𝒓, 𝑳𝒚𝒐𝒏 7
Amin'io fotoana io ihany koa no hanatanterahana ny 𝙛𝒂𝙢𝒊𝙣𝒅𝙧𝒂𝙢-𝙥𝒊𝙩𝒂𝙣𝒕𝙖𝒏𝙖𝒏𝙖 𝙚𝒐 𝒂𝙢𝒊𝙣'𝙣𝒚 𝒇𝙞𝒍𝙤𝒉𝙖 𝙩𝒆𝙤 𝙖𝒍𝙤𝒉𝙖 𝙨𝒚 𝒏𝙮 𝙫𝒂𝙤𝒗𝙖𝒐 ka hanasana antsika ho tonga maro.
Aorian'ny lamesa dia misy ny sakafo iraisana izay karakarain'ny 𝐬a𝐦p𝐚n𝐚 𝐅I𝐏R𝐄S𝐄M𝐀 (Mompera, Masera ary ireo relijiozy), izay misy fandraisana anjara kely hoentina manohana azy ireo koa aza adino ny misoratra anarana hatramin'ny anio ho fanomanana izany. Azonao atao ny miantso mivantana ny Père Aumonier ny mahakasika izay.
Koa dia mirary soa ho antsika mianakavy ary amin'ny alahady izany no fotoana.
Ny Birao FKMR, ny Pretra Aumonier
Cliquez ici pour réclamer votre Listage Commercial.
Contacter le lieu de culte
Site Web
Adresse
13 Rue Du Père Chevrier
Lyon
69007