FLM Lyon
Fiangonana Loterana Malagasy eto Lyon - Synodam-paritany FLM Eoropa. (Église Luthérienne Malgache à Lyon - Synode FLM Europe)
20/05/2026
"Ny Fitiavana sy ny tontolony: Fototry ny fanambadiana sy ny fiomanana"
1 Kor 13:4-7 sy Gen 2:24.
Izahay FLME Lyon dia faly manasa antsika Tanora sy olon-dehibe mba hiaraka hankalaza ny Tompo:
- Sabotsy 23/05/2026: Kaonferansa momba ny fitiavana sy ny tokantrano.
- Alahadiny Pentekosta 2026: Fotoan-dehibe misy voka-dehibe, batisa ary fandraisana fanasan'ny Tompo.
Ento ambavaka ny fivorian-tsika.
Ho Voninanitr'Andriamanitra irery ihany
24/04/2026
Faneva: "Koa satria Isika manana Mpisoronabe lehibe, Izay lasa namaky ny lanitra, dia Jesoa, Zanak'Andriamanitra, aoka isika hihazona ilay efa nekentsika."
Hebreo 4 : 14
Isan-telovolan'ny Fileovana Strasbourg izay tanterahina ny 25-26 Avril any @ Toby Pouru Saint Rémy-miray @ Toby lehibe Ankaramalaza...
Ho voninahitr'Andriamanitra Irery ihany💜🙏
30/03/2026
04/01/2026
Ary iaraha-manaiky mihitsy fa lehibe ny zava-miafina ny amin'ny toe-panahy araka an'Andriamanitra, dia Ilay naseho teo amin'ny nofo, nohamarinina tao amin'ny Fanahy; hitan'ny anjely, notorina tany amin'ny jentilisa, ninoana teny amin'izao tontolo izao, nakarina tamin'ny voninahitra. 1 Timoty 3 : 16.
Fanokanana Katekista FLME Grenoble, Katekista Felixia Rakotoarison
Ho Voninahitr'Andriamanitra irery ihany
23/12/2025
12/12/2025
Fa ny fanjakantsika dia any an-danitra, ary avy any koa no iandrasantsika Mpamonjy, dia Jesoa Kristy Tompo, Filipiana 3 : 20.
Fanokanana Katekista FLME Lyon: Katekista Liva Ramarotafika
Fanokanana diakona Aimée Carpaye sy Robert Carpaye
Ho voninahitr'Andriamanitra irery ihany.
10/12/2025
"Lazao amin'ny zanak'Israely mba handroso"
Eksodosy 14:15b.
Ny FiFiL Fileovana Strasbourg dia mikarakara fampianarana hoan'ny mpiomana sy mpiandry.
Mpampianatra: Ny Tonian'ny fifil nasionaly, Pastora Marcellin Makavelo
@ 20h(ora Madagascar)
@ 18h (ora France)
Ho voninahitr'Andriamanitra irery ihany.
07/12/2025
Sambatra ny mpanompo izay ho hitan'ny tompony miambina, raha avy izy. Lazaiko aminareo marina tokoa fa hisikina ny tompony, dia hampipetraka azy hihinana, dia ho avy ka hanompo azy. Lioka 12 : 37.
Fanokanana Diakona sy Konfirmansiona notanterahina tao @ FLME Grenoble
Ho voninahitr'Andriamanitra irery ihany🥰🙏
29/11/2025
"Ny fiangonan’Andriamanitra velona, sady andry sy fiorenan’ny fahamarinana".
I Timoty 3 : 15b
18/11/2025
"Fa ny fanjakantsika dia any an-danitra, ary avy any koa no iandrasantsika Mpamonjy, dia Jesoa Kristy Tompo,"
Filipiana 3 : 20
Cliquez ici pour réclamer votre Listage Commercial.
Contacter le lieu de culte
Site Web
Adresse
12 Rue Fénelon
Lyon
69006