AHLUL BAYT
اللهم صلِّ على محمد وآل مُحَمَّد �
I ♥ Muhammad
(صلى الله عليه وآله و وسلم)
23/12/2020
Assalamo anlaykum wa rahmatu-llah wa barakatouo 🙋♂️🙋♀️
■ Manentana antsika rehetra tsy ankanavaka mba hanaraka ny fandaharana fanazavana ny toeran'ny eo anivon'ny finoana izay atombokan-tsika izany amin' ho avy izao.
Tsara kokoa raha ataon-tsika ny mba azahoan'ireo mpino tombotsoa🙏🙏
Arahintsika izany amin'ireto page sy Compte Facebook ireto:
M'Ze Jaabir Lundgren sy Nourdine Twahiry ary ity page ity
Mirary fahasoavana feno sy fiadanana ho antsika rehetra .❤
Misaotra mialoha 🙏
24/11/2020
مناجاة التائبين
Fitalahoana am-po lalin'ireo izay mibebaka
(avy amin' a.s)
بسم الله الرحمان الرحيم
Ry tompo ô ! ! !
Nandrakotra ahy ireo fahotako ka nampitafy henatra ahy. Ny fanalavirana anao no nampitafy ahy ny lamban'ny fahasahiranana.
Namono ny foko ny halehiben'ny heloko.
Koa noho izany, dia velomÿ izy amin'ny fibebahana amiNAO,
Ô ry fanantenako, ry faniriako, ry fangatahako sy firarian-tsoako!
♥ اللهم صلِّ على محمد وعلى آله♥
Click here to claim your Sponsored Listing.
Category
Contact the school
Telephone
Address
Tehran