Green Line ONG

Green Line ONG

Share

L'ONG GREEN LINE est une organisation non lucrative.

13/04/2026
Photos from Green Line ONG's post 24/05/2025

ONG TSIPIKA MAITSO :

Fanombohana ny Projet TAFARAY (Tohan'Aina ho FAmpandrosoana iRAY) teto amin'ny Tranompokonolona Ambohibary.

Amin'ny maha Tohan'Aina azy dia manome fanampiana ny tantsaha tena mila tohana izay tsy mikely aina manao izay hahatafavoahana amin'izao fahantrana mahazo ny isam-batan'olona izao.

Ny tantsaha no ivon'ny fampandrosoana maharitra ka mendrika ampiana.

"Miara-mandroso dia miara-tafita".

Want your organization to be the top-listed Non Profit Organization in Alasora?
Click here to claim your Sponsored Listing.

Website

Address


Alasora