Harena R.

Harena R.

Share

Manao achats en ligne entana avy any Chine ho anareo.

Photos from Harena R.'s post 27/05/2026

🚴‍♂️ BOX LIVRAISON ISOTHERME 62L - MAFY SY KALITAO TSARA! 📦

​Tena mety tsara ho anao manao Livraison amin'ny môtô na bisikileta (Sakafo, zava-pisotro, sns.).

Mihazona ny hafanana na ny hatsiakan'ny entana ao anatiny tsara.

​62 Litres (Malalaka tsara)

​50cm (Halavana) x 38cm (Sakany) x 38cm (Haavo)

Vaovao be (Neuf dans emballage)

​🛠 Ireo kojakoja miaraka aminy (Complet tsara):

​Grille / Support anatiny : Miaro ny box tsy hilefitra sy ho mafy o***a.

​Planche tsy tanteran-drano : Apetraka any ambany.

​Séparateur (Isolant) : Azonao zaraina roa ny ao anatiny.

​Porte-gobelets (6 loany) : Tsy atahorana hihorakoraka ny zava-pisotro na jus.

​Support vy : Fanalidiana azy amin'ny môtô.

​Crochets sy Tady famatorana : Mba tsy hivesatra na hianjera.

Photos from Harena R.'s post 23/05/2026
Photos from Harena R.'s post 24/02/2026

💄 Rhode Peptide Lip Tint - Hailey Bieber – La Collection Teintée

​Ces baumes à lèvres teintés aux peptides offrent une couleur riche tout en nourrissant intensément les lèvres.

Voici les nuances disponibles :

​Espresso : Un marron profond et riche.
​Raspberry Jelly : Un bordeaux baie intense.
​Ribbon : Un rose doux et classique.
​Toast : un beige rosé chaud.
​Guava Spritz : Un corail vif et lumineux.
​Shortcake : Un rose bébé frais.
​Salty Tan : Un n**e mauve délicat.
​Peach Pit : Un pêche chaud et naturel.

​Marque : Rhode.

​Type : Baume à lèvres teinté aux peptides.

​Format : Tube de 10ml

Prix : 17.000 ariary / 1

Want your business to be the top-listed Interior Service in Ambohibao?
Click here to claim your Sponsored Listing.

Telephone

Website

Address


Andranoro Ambohibao
Ambohibao