STK Fanilo

STK Fanilo

Share

Sampana Tanora Kristianina FJKM Ambohimiadana Fanilo

Photos from STK Fanilo's post 17/06/2024

Misaotra an'ny Tompo isika ny amin'ny mbola nahafan-tsika nankalaza ny fety ny Ray omaly. Tsy diso anjara tamin'izany ireto raim-pianakaviana tato ireto πŸ₯³πŸŽ‰
Miarahaba anareo Ray rehetra mpanaraka ny pejy izahay πŸ™
Ary mirary ny soa sy ny tsara eo ambany fitarihan'ny Fanahy Masina hatrany.
Ho ela velona anie ny Ray rehetra.

09/04/2023

"Fa voavono Kristy, P***a ho antsika"
I Korintiana 5 : 7b

Ny Sampana Tanora Kristiana Fanilo dia miarahaba anao nahatratra ny P***a 2023 🎊🎊

Ho fiarahantsika midera ny amin'izany famonjena azontsika izany indrindra dia am-pifaliana be no hanoloran'ny STK FANILO concert de PΓ’ques anio tolakandro amin'ny 2 ora sy sasany tsy diso ao amin'ny FJKM Ambohimiadana Fanilo 😊πŸ₯°

Eny tokoa 😍 androany ilay fotoanantsika 😊✨

Tongava maro, ento ny havana aman-tsakaiza. πŸƒπŸƒπŸƒπŸ»β€β™€πŸƒπŸ»β€β™€πŸƒπŸ»β€β™€πŸƒ

Hifaly isika, hidera, hanome voninahitra ilay Mpamonjy, ary hitondra fanomezana fahatsiarovana avy amin'ny STK FANILO amin'ny alalan'ny fisarihana fanomezana!! πŸŽŠπŸŽΆπŸŽΌπŸ’’πŸŽ

"Fa efa nitsangana tamin'ny maty Izy"
Matio 28 : 6

Want your place of worship to be the top-listed Place Of Worship in Ampitatafika?
Click here to claim your Sponsored Listing.

Telephone

Website

Address


Ambohimiadana
Ampitatafika
102