MINO Pisciculture

MINO Pisciculture

Share

π•¬π–‘π–Šπ–”π–Žπ–“π–†π–Œπ–Š π–Šπ–™ π–•π–—π–”π–‰π–šπ–ˆπ–™π–Žπ–”π–“ π–‰π–Š π–•π–”π–Žπ–˜π–˜π–”π–“ 𝖉'π–Šπ–†π–š π–‰π–”π–šπ–ˆπ–Š ♂️

17/02/2026

Miarahaba ny Malagasy rehetra.
Indrindra ireo amin'ny faritra

Ho β™₯️

02/01/2026

"𝐇𝐨 𝐭𝐚𝐑𝐒𝐚𝐧𝐚 𝐒𝐚𝐧𝐚𝐨 𝐚𝐨 𝐚𝐧-π­πšπ§πšΜ€π§πš
𝐀𝐫𝐲 𝐑𝐨 𝐭𝐚𝐑𝐒𝐚𝐧𝐚 𝐒𝐚𝐧𝐚𝐨 𝐚𝐧𝐲 𝐚𝐧𝐭𝐬𝐚𝐑𝐚
𝐇𝐨 𝐭𝐚𝐑𝐒𝐚𝐧𝐚 𝐧𝐲 𝐚𝐭𝐞𝐫𝐚𝐀𝐲 𝐧𝐲 π€π’π›π¨π§πšπ¨ 𝐬𝐲 𝐧𝐲 𝐯𝐨𝐀𝐚𝐭𝐫𝐲 𝐧𝐲 𝐭𝐚𝐧𝐒𝐧𝐚𝐨
𝐀𝐫𝐲 𝐧𝐲 𝐚𝐭𝐞𝐫𝐚𝐀𝐲 𝐧𝐲 𝐛𝐒𝐛𝐲 𝐟𝐒𝐨𝐦𝐩𝐒𝐧𝐚𝐨." πƒπžΜπ¨ 28:3-5


😘πŸ₯°πŸ˜β™₯️

Photos from MINO Pisciculture's post 24/11/2025

πŸ₯°
β™₯️β™₯️β™₯️

05/10/2025

ianareo no efa nahazoπŸ‘Œ
maro ihany koa no miandry livraisonπŸ‘Œ

Efa commande avokoa ny amin'ity volana ity,
Izany hoe tsy afaka manome intsony izahay ankoatra ireo izay efa nanao commande ihany. (170 000 isa eo no ao)

Raha mila ny zana-trondro vokarinay eto MINO Pisciculture ianao dia mila mametraka dieny izao, satria 17 Novembre indray vao misy zana-trondro manaraka.♂️

Aza misalasala ary.
Fandrio dieny izao ny zanatrondro ilainao🐟🐠🐟🐠

Tsotra: MP na miantso avy hatrany.(033 68 630 00 WhatsApp)

Ho anareo mpisehetra lehibe (Association ou coopΓ©rative). Alefaso ny bon de commande: [email protected]πŸ₯°

Want your school to be the top-listed School/college in Analavory?
Click here to claim your Sponsored Listing.

Telephone

Address


Antsahamanitra Makongaha Analavory
Analavory
117

Opening Hours

Monday 09:00 - 16:00
Tuesday 09:00 - 16:00
Wednesday 09:00 - 16:00
Thursday 09:00 - 16:00
Friday 09:00 - 16:00
Saturday 09:00 - 16:00