Mahefa Rakotondrasoa
PHOTOGRAPHE - VIDEASTE
tel. +261 34 17 246 16
13/01/2025
Marka 10:14
"Avelao ny zaza hanatona Ahy, ary aza raràna; fa an'ny toa azy ny fanjakan'Andriamanitra".
Arabaina hatrany i KANTO sy ITOKIANA noho ny fahavitan' ny fitsofan-drano azy ireo. Mirary soa ho anareo dahy ny MF PHOTOGRAPHY.
Tel. 034 17 246 16
06/01/2025
Mirary taona feno fandresena sy fanambinana ho antsika rehetra ny MF Photography !🎆🎉🎊🎈
Ireto sary ireto no entinay indray manokatra ny fandraisana ny famandrihana date avy aminareo.
Photo 📸 Vidéo 🎥 Drone 🚁 hatrany Régie vidéo hatrany ny tolotra atolotray ary kalitao tsara hatrany izany.
Aza misalasala miditra MP na miantso ny 034 17 246 16 raha mila fanazavana fanampiny 🙏
Click here to claim your Sponsored Listing.
Category
Contact the business
Telephone
Website
Address
Antananarivo
101