GSEM-Formation

GSEM-Formation

Share

Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from GSEM-Formation, Educational consultant, Antananarivo.

26/11/2025
Photos from GSEM-Formation's post 28/03/2024

--- ANTANANARIVO ---
🔥FORMATIONS DU 06 AVRIL 2O24🔥.
👉O8h à 12h : DÉVELOPPEMENT PERSONNEL
💰15000ar
👉13h à 16h : DEVENIR ANIMATEURS POLYVALENTS.
💰15000ar
LES DEUX FORMATIONS : 20.000ar
📢Hey les jeunes!
Tsapa fa maro amintsika Mbola tsy mahafantatra ny tenantsika akory ka mametraka hatrany ny fanontaniana hoe: Iza marina Aho ity?
Inona ny toetra sy fitondrantena Ary fanapahan-kevitra raisiko miainga amin'ny maha izy azy ahy? ( Zavatra haiko, tiako, hananako ,hinoako,sns) ...Natao hanampy anao ity fiofanana omenay anao ity.
Etsy ankilany, Hita koa fa maro ny misedra olana miresaka s'y mandresy lahatra olona rehefa imasom-bahoaka . Eo koa ireo sahirana manentana olona hanao sy hanatanteraka asa na hetsika iray ...natokana hanampy anao ihany koa ny fifampizarana omenay anao ny 06 Avril hoavy izao ity ka hanomezanay anao ireo fikafika samihafa hampahomby anao amin'izany ka ahafahanao hisongadina na aiza na aiza ny sehatra ametrahana anao.
Ndao Ary eh!
Aza be hatak'andro fa misorata anarana ato amin'ny pejy dieny izao.
Antsoy ny 0380628578 .
Toerana fiofanana: SOANIERANA - AKAIKY STATION GALANA

25/03/2024

Want your school to be the top-listed School/college in Antananarivo?
Click here to claim your Sponsored Listing.

Website

Address

Antananarivo