MTP Service
Service en moto (taxi moto, livraison, achat...)
04/11/2023
🥳Tolotra vaovao sy miavaka indray no atolotry ny "MTP SERVICE " ho anao
😍Ankoatran'ny offre "Transport en Moto" izay efa nahafataranao anay atramin'izay dia tsy mitsahatra hatrany izahay miezaka manakaiky antsika rehetra😍
Natokana ho anao mpivarotra ,mpanao vente en ligne ...sns indray ity tolotra vaovao ity 🤩
🛵 SERVICE DE "LIVRAISON" à partir de 5.000ar
Ny tarif an'ny transport en moto kosa dia mbola tsy miova atreto fa mbola mijanona
👉👉1.500ar de 1 à 7km
👉👉 Raha mihoatra ny 7km ny trajet anao dia ny 7km ihany no payénao 1.500ar/km fa ny ambiny kosa 1.000ar/km
Koa aza misalasala ary mandefa hafatra miafina Mp na miantso ny laharana
📞📱 038 19 347 53📱📞
Fa vonona ny hanome fahafaham-po ho anao izahay
18/06/2023
🏍🏍TRANSPORT RAPIDE EN MOTO🏍🏍
Tolotra mora dia mora no omen´ny MTP SERVICE anao manomboka anio satria dia :
👉 1.500ar ny ´´Km´´ raha toa ka latsakin´ny 7 Km ny ´´course´´anao 😋😋
👉1.000ar fotsiny kosa raha mihoatran´ny 7 Km 😯😲
Ary ihany koa, tsy misy sarany ny fakana anao raha toa ka ´´Centre ville´´ ´no misy anao 😱😲
Aza misalasala ary miantso na mandefa hafatra miafina 🥰🥰
Contact : 038 19 347 53
01/03/2023
Faites appel à MTP Service pour vos courses quotidiennes et gagnez du temps
*Tarif 2 000 Ar/km
*Récupération gratuite
*Service disponible partout à Antananarivo
Pour réserver votre moto
Contacter directement le+261 38 19 347 53 , en Message privé ou envoyer un mail à l'adresse [email protected] pour plus d'informations
Click here to claim your Sponsored Listing.
Category
Website
Address
Antanimora Près D' E-media
Antananarivo
102