Andria Rab

Andria Rab

Share

❤️Astuce,Conseil,découverte❤️
TOROHEVITRA TENA MAHASOA
Abonneo ny pejy

09/03/2024

➡️Misy fiaintraikany lehibe amin'ny fiainanao ny toe-tsain'ny vadinao. Raha ianao manana vady manana toetsaina ny hivoatra dia ho lasa lavitra ianao fa raha ny vadinao olona kamo sy tsy mihetsika dia lasa ho kamo koa ianao.

➡️Ny hahafantarana fa tena mialatsiny ny olona iray dia tsy izy miteny hoe mialatsiny fa ny fihetsika maneho fifonana ataony. Aza mora ampandriana amin'ny vava fa jereo ny fihetsika ataony

➡️Manan-danja kokoa ny fotoana nohon'ny vola ka mahaiza manararaotra dieny mbola misy fotoana.
Raha manana fotoana ianao dia afaka avadika vola fa ny vola benao rahampitso tsy afaka hampiverina anao ho tanora kely.

➡️Fohy ny fotoana iainantsika ka ataovy izay zavatra tianao sy mahafaly anao. Tsy dia ny fahafatesana loatra no tena mafy amin'ny fiainana fa ianao miaina fahafatesana ao anaty fahavelomana toy ny miasa fa tsy mahatsiaro sambatra sy hafaliana mihitsy.

Ataovy izay zavatra mahafaly anao fa aza mangataka fotoana♥️

Zarao amin’ireo namanao ary aza adino abonnéo ny pejy fa hizara zavatra mahasoa ho anao♥️

Want your public figure to be the top-listed Public Figure in Antananarivo?
Click here to claim your Sponsored Listing.

Category

Website

Address


Antananarivo
101