TSAM Rec. Prod

TSAM Rec. Prod

Share

Home studio ( Prise de son (mixage ,mastering), Clip , lyric's vidéo , voix off , creation logo

15/06/2026

🎙️Iza ilay namanao tia manao Cover iny?🎙️
🎁LOKA : INSTRU + PRISE DE SON + CLIP (sakafo + déplacement sisa anareo)
COVER SAINT TROPEZ 🔥🔥Ataovy mamay (audio mazava + vidéos mazava tsara)
🎙️fitsarana : Izahay ny 50% , Ianareo ny 50%
Izay 5premier dia avoakanay Amin’ny page ( iny izany ilay fitsaranay) dia ianareo manome note azy 5.
📎WhatsApp : 038 31 077 65 no andefasana azy hatramin’ny 20juin
GO GO GO GO
Mety foana izay fomba hitondranareo azy

13/06/2026

🙏🙏Kaiza Kaiza 🤣Tokony ho MP ity fa tsy vitako ny andefa azy tsirairay 🤣
Hatramin’ny Fin du mois mba Samy maka ny hirany Sy projet any,samia mitahiry ny azy tsara fa tena hanadio dure zaho zalah fa feno be 🙏🙏🙏
Partageo max aloha svp

09/06/2026

🎙️🎙️🔥

Want your business to be the top-listed Media Company in Antananarivo?
Click here to claim your Sponsored Listing.

Category

Telephone

Website

Address


Antananarivo